mba omeo tonokira eeee

1. crepus ( 19/07/2007 09:38)
Manao ahona daholo ,mba omeo anity tonokiry ity ange za azafady indrindra, eto ampelatananao an'i Njila ,misaotra ndrindra topoko
répondu par Bditra le 23/07/2007 14:47
2. pisokelinhaingo ( 19/07/2007 09:46)
Za zany ts mbola mahay zay fandehany ato fa, mitady ny tonon'ilay hira (tsy fantatra lohateny tsy fantatra mpihira) misy hoe : "aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy, ialahy ilay namako taloha ..." D misôtra mialou e, alefaso @ty adiredy ty : tiarivel@yahoo.fr
3. Bditra ( 23/07/2007 14:47)
Salut toi !

Hiran'ny ZOPANAGE io tadiavin' toi io. Ary Namana no titre. Andraso fa radema aho mandefa azy !

A+
Bditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445