Antanambao- avia- hiara hiakatra - farimbolana- efa ela-

1. sipamola ( 18/07/2007 06:21)
Salama dôly e!
Tsara be le site fa tohizo hatrany , mankasitraka é.
Zao ry reto a, mba mila fanampiana avy @nareo le Joba é, mitady an'ireo tonon-kira reo za e.
Mba manao collection mantsy za de mila manangona hitra betsaka :lol:
Zay fa misotra @ fiaraha-miasa é!
répondu par masosotsa le 18/07/2007 10:47
2. hery ( 18/07/2007 07:47)
Oudry... tononkira be da be http://serasera.org/tononkira
3. masosotsa ( 18/07/2007 10:47)
za ndray mila namana fotsiy zao ka tsy aiko ianao raha afaka manampy ahy na tsy ts oe ts te ahalala ilay blem nao fa tena tery eh! courage bye! bye!.io ny adrko raha mahaliana anao sur
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1383