Famenoana ny mombamomba

1. rush ( 16/07/2007 06:51)
miarahaba ny rehetra indray!
mba misy fanontaniana kely ity azafady e!misy namana vao avy nisoratra anarana dia ny olana dia tsy hita mihintsy hoe aiza ho aiza ilay soratra hoe ny momba anao, izany hoe te hameno ny mombamomba azy io ranamana io saingy tsy hay hoe aiza no aleha hamenohina azy?tsy afaka mamaky dinika koa izy fa tsy maintsy haverina soratana foana ny solonanarana sy ny tenimiafina nefa tsy mety tafiditra koa hono izy e!ka inona no azo atao?
misaotra e!
répondu par ropl le 18/08/2007 15:28
2. sitlo ( 17/07/2007 16:57)
izany ve dia sarotra :°)
3. princesseN ( 20/07/2007 15:51)
mmamerena manao inscription,de jereo tsara ny soratra rehetra eo fa normalament tokony ho eo zany soratra zany!na clikeo eo @le pseudo de jereo zay sortra avoakany eo!:)
4. ropl ( 18/08/2007 15:28)
manahoana daholo nareo fa angaha izy tsy mahay mamaky teny::D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6563