Fehivavan'alika

1. menalamba ( 15/07/2007 21:54)
Hoan'ny ankama rehetra izay mety somary misy "from" kely @izao andro mafana izao dia ito mba misy torohevotra kely hanalana ilay mivovo bé iny:
-Sasana tsara aloha ireo kopala roa
-Hamainina tsara @lamba maina
-Tapahina fohy ireo hoho mirangirangy
-Hosorana "oxyde de zinc" amin'izay ,tonga dé mangina tanteraka
Mahazo mitsiladilady eo ampandrinan'ikala anona iny @ izay tsisy bedy:-D:-D
répondu par menalamba le 16/07/2007 20:33
2. kelly13 ( 16/07/2007 09:29)
3. mamzelkely ( 16/07/2007 11:09)
:-D:-D fa ho an ny aty am tany maagtsika zany io ts de apesaina lôtra alou :-D:-D
4. ari.malala ( 16/07/2007 13:17)
:-D:-D:-D
5. Jessimi ( 16/07/2007 17:04)
Dia aiza hono no mahita "oxyde de zinc":?:
6. menalamba ( 16/07/2007 20:30)
Jessimi:

Dia aiza hono no mahita "oxyde de zinc":?:

Eny @ farmasia rehetra mivarotra azy daholo,mahavita anao iray taina ny fonosana iray:^)

7. menalamba ( 16/07/2007 20:33)
Iray taona mantsy fa diso ny fanoratro ry Jessimi azafady an:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3554