tsy anao araiky manangy

1. kanto10 ( 14/07/2007 06:50)
mba mangataka ny tonon'io hira io aho zay manana, misaotra mialoha(l)
répondu par wooda le 23/07/2007 21:42
2. maditra ( 14/07/2007 17:45)
Mahafinaritra ny fiarahana,
Kao misy fifanajana
Fiarahana tsy misy kitsaka
Tsy ahitana reo fitapitaka
Samy tia tsy misy mifanadala
Fa misy anareo manangy
Refa tiagna dia mampitamby
Mahita anay fa tia
Dia mandeha misaoma la vie
Mampiaraka, amin'ny olon-kafa

Ref x2
oh oh, yeeeeeeeeee
ivolano ny mariny anao ka tsy tia
Fa k'aza mampirafy ee
Tsy anao raiky anie, mahay misaoma ratsy
Fa fitiavako anao no mahatonga zah mbao tsy managna
Tsy anao raika ny manangy e
Oh oh, yeeeeeeeeee
Ambarao ny marina anao kao tsy mila
Fa zah aza ampijaliana aaaan
Iniany anao lasan'olo
Amaray zah 'fa mety misolo
Tsaratsara tsy lany izy kao mbaola velona eto an-tany
Tsy anao raika ny manangy e

Tsara ny miaraka
Izy kao mbao mifanaraka
Fiarahana tsy misy kitsaka
Tsy ahitana ireo fitapitaka
Samy tia tsy misy mifanadala
Fa misy anareo manangy
Refa manambady
Manao sary be fanahy
Kanefa manafindraha
Izy mahavita koa, mody manao masera

Ref x2

Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza miseho voly e, tsy anao raika ny manangy e
Fa zahay koa mba mahay e, tsy anao raika ny manangy e
Fa zahay koa mba mahay, tsy anao raikak ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e

ebaaaaaa, tous le monde danser, avec Jean aime

Tsy anao raiky!

3. cmbolatiana ( 17/07/2007 08:08)
MAHAFINARITRA IO A
4. wooda ( 23/07/2007 21:42)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541