tel telma
1. madagasikara
(
12/07/2007 09:38)
Salut!
Raha ohatra ka mitondra tel fixe (appareil no tiko lazaina an)avy aty ivelany mankany dago ka tsy mankany amin'ny poste hanao reny installation be toy ny taloha ireny rehefa hampiditra ligne de mety ve raha toa ka mankany amin'ny telma? sa tsy maintsy hoe ny tel ny telma ihany no tsy misy ireny fanaovana installation reny?
Eritreritra tsy tana ny ahy.

répondu par miarina le 12/07/2007 12:38
2. xxx
(
12/07/2007 09:40)
Eritreritra tsy tana ny ahy.
Eritreritra tsy tana
Tsy mba fahotana
Fa regleman an'ny fahasalamana
:wink:
3. miarina
(
12/07/2007 10:16)
Asa na izaho no tsy mahazo resaka na ahoana.
Ny fanotaniako izany mitovy2 @ neny Madagasikara ihany e
Raha mitondra fiara ay aty andafy ve de tsy velona mitsy le fiara raha tsy soafera vazaha ? :-p
Ny fanotaniako izany mitovy2 @ neny Madagasikara ihany e
Raha mitondra fiara ay aty andafy ve de tsy velona mitsy le fiara raha tsy soafera vazaha ? :-p
7. sipagasy
(
12/07/2007 12:23)
mitombina ihany ny fanontaniana satria raha ireny tel efa lasa alavitra any japon moa sa aiza ireny aza tsy tafa aty frantsa akory fa dia natokana ho andry zareo @"réseau"ndry zareo ihany 'hono' e! misy mantsy ilay tel commandiana ireny dia manome sakafo ny aliaka ao an-trano na manondraka zaridaina ireny e!!!! tsy mbola mandeha aty frantsa aloha ireny e!!! toa any ihany kannn!
hihi ka amiko mitombina ny fanontaniana e!:-*
hihi ka amiko mitombina ny fanontaniana e!:-*
8. miarina
(
12/07/2007 12:38)
Hmm te hiteny indray ny sasany hoe tany japon a de nahita télé-commande (oups téléphone commandiana mantsy e)