tena mapalahelo e!

1. boga ( 12/07/2007 07:32)
Misy ny hala-jaza sy ny halatr'olona e! tena tsy hono2 intsony ry reto izy ity fa tena misy an!
De aiza ary ny fanampaha-kevitra raisiny fanjakana @zao zava-misy izao ? toa tsy heno miitsy ;mampalahelo sy mapahonena e! izay mbola tsy vony alo de milaza fa tsisy fa zay efa voa no mahatsiaro fangirifiriana e!
de mba aoha koa ny hevit'areo ary?
Mba eto am-bavaka ry reto ty firene-tsika ity fa to ataon'ny olona fitaovana fotsiny an!:snif::snif:
répondu par miraymel le 26/11/2007 06:59
2. xxx ( 12/07/2007 08:22)
hanaovana trafic d'organe zany e!
atao inona fotsiny aza?
Sa ampiasaina atao sorona?
3. xxx ( 12/07/2007 09:54)
8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O:!:
4. patrick2002 ( 12/07/2007 13:41)
efa nisy io taloha fa honohono ,ary rehefa natao ny fanadihadiana dia tsaho fotsiny ilay izy ,hoentina hampisavorovoroana ny saim-bahoaka ,ohatra t@ 1989 dia nalaza ny hala-jaza tao Tana ,any hono ny mangala-jaza ,miroatra daholo ny ray aman-dreny miazakazaka maka ny zanany any am-pianarana ,tena mampatahotra ny mijery ny fahatahorany ray aman-dreny eny an-dalana miazakazaka maka ny zanany any @ ecole ,RAD tarehy mi-panique no hitanao ,eo koa ny mpanao gazety te halafo ny gazetiny dia manisy sira ,rehefa tena natao ny fanadihadiana dia hita fa tsaho ilay izy .
Nitory ny gazety MIDI moa tamin'izay i Ampy Portos izay minisitry ny ati-tany tamin'izany fotoana izany.
5. fasaly ( 12/07/2007 14:19)
efa hatry ny ela no nisy io!
6. sitlo ( 12/07/2007 14:40)
xxx1 > efa naheno an'io koa aho

Tamin'ny magazine ELLE, sipa misy mangalatra tany amin'ny tany mahantra dia asaina mivaro-tena any amin'ny tany mandroso. Dia raha tsy manaiky, na tsy misy "kil" dia vonoina. (fa tsy gasy aloha ilay sipa natao interview tamin'izay, fa izy sendra tafatsoaka tamin'ny mpiambina azy)
7. boga ( 13/07/2007 08:04)
Patrik2002:tsy hono io fa efa nisy toe-javatra niseho taty janga ary nivoaka vao2 sy gazety miitsy e!Matoa io misy de mety misy ambadika e!
8. niryna ( 15/07/2007 04:07)
boga:

Patrik2002:tsy hono io fa efa nisy toe-javatra niseho taty janga ary nivoaka vao2 sy gazety miitsy e!Matoa io misy de mety misy ambadika e!


Tena nisy io taloha ary ny zanaka karana no nalainy saingy natao sorona vola dia niverina.Niverina indray izao saingy nanjavona ny ankizy fa tsy fantatra izay ilainy azy.Efa nisy ihany ny olona tratra ka nigadra vokatry ny fangalaran-jaza.
9. princesseN ( 19/07/2007 14:55)
amidy,hatao sorona @sampy,bdb ny hanaovan'ny olona an'ireny hono fra tsy de haiko loatra!
10. ikaretsaka ( 19/07/2007 15:40)
ohatrn'ny hoe mpaka fo sy mpaka ra zany io o?
11. ari.malala ( 20/07/2007 13:14)
misy aondranjareo any andafy k! tena vola b mints hono ny azondreo amzany trafic d'enfants zany:-(
12. miraymel ( 26/11/2007 06:59)
_ ahondrana any an-dafy ny taova, ny rà, de hamidy amin'ny olona mila izany maika
_ mety hanaovana expérience koa ny vatana
_ mety hamidy ho andevozina (esclavage moderne)
_ mety terena hivarotena
_ mety hanaovana sorona
aïe aïe aïe

tena mamplahelo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5329