Mivoaka totototooossy ny penalty -n'i bazylou.HIHIHIHI

1. Jeankely ( 11/07/2007 11:11)
Manompa President, manao ela Filoha, maniratsira Malagasy, mitanisa ny PMA ataon'i bazylou ary milaza izy fa mbola milalao baolina nefa nony nahazo ny hoe aiza ny baolina matinao vao kepoka manontany tena hoe fa toa mivazavaza @ rivotra marina izahay izany. Tsisy "butteur" ve? Fa aninona ny avy Pararantsa no tsy mahadaka. Hahahahahha=))=))=))
répondu par tsoraka le 17/07/2007 06:07
2. ranitse ( 11/07/2007 11:39)
Be dia be zero zero tsisy mpamaly ny andRalay etsy ambany. Mpaniratsira Malagasy loatra ka azo amin'ny sangany ny akoho fataka.

Andana mody
miambim-pody.
sa tsisy vary
eny antanimbary
Razanabary
an ! an! an! bazylou ka
=))=))=))
3. kanota ( 11/07/2007 11:44)
Antsoy vetsoko
Amaky atody
Na zazala
Za ve hirara?

Na ho faty eo aza bazylou=))
4. Jeankely ( 11/07/2007 11:54)
hoy bazylou hoe:

tianao ve rajeankely v.... ny hisian'ny mpitondra 2 ao Madagasikara??RAha tianao dia zaraitsika ro I mada , dia samy manao ny azy. Ny asan'ny mpanohitra dia ny manozongozona ny olona toheriny!! rehefa mianjera izay vao raisiny ny fitondrana fa tsy hoe midira dia ampidiro ny baolina!! izany ve no fitondranao ny sainao ry jeankely v...?? tsy mahagag raha tsy lasa lavitra ianareo mianakavy fa matin'ny anoanana , ary tsy hamelan'ny sasny fa zaranya za alikainy ao!!

Dia mampihomehy marina i leiry.
Kobaka = Zero tsisy mpamaly
(hatr@ androany 12/07/2007)
Megalomanie = Zero tsisy mamaly
(hatr@ androany 12/07/2007)

Io iray io koa mbola tsy hitoko io raha tsy tonga eo ny zazala.

Esy e ry sasapoana e
5. tsoraka ( 11/07/2007 13:25)
Angaha ko bazylou mba miantso tody. Mandeha mody mitono v...
6. mignone ( 11/07/2007 16:13)
:-D:-D:{
7. ronaldo09 ( 11/07/2007 20:03)
Misy mpanao tononkalo gaigilahy kay atoa a!
8. Jeankely ( 12/07/2007 01:21)
Rehefa samy mifanaja dia lozan'izay misary adala. Saingy ny hafatr'i Rossy teny ratsy ary ompa, ny filazana ny sasany milelaka fitombenana zava-dratsy fa ts tsara; ny fitenenana ny hafa ho kely loha sy vendrana fantsy daholo izany ka ahoana no tsy mba hamely. Any amin'ny Christian no misy ny manome ny takolaka havanana ny namelaka tao ankavia. NY manaja hajaina; ny manompa hompaina. Maso=Maso
9. kanota ( 12/07/2007 04:18)
Izahay koa ry JK tsy miala fa vavan'amboa ve no hisainana lalina a.
10. Jeankely ( 13/07/2007 10:23)
Rehefa miparitaka ny fiangonana inona no manahirana anao fa lasa Secte izy sa lasa Silamo sa lasa any antranonao ry bazylou?
11. kanota ( 14/07/2007 02:51)
Efa any amin'ny Arema hono ny baolina ka anino hono ialahy. Mahasahy an'i bazylou sa ahoana?
12. tsoraka ( 17/07/2007 06:07)
Baolina FMI indray hono no dakan'i bazylou ao an! Baolina atsipiny any angabone avy eo dakany sy ampidiriny amin'ny loha.=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0616