vetso tononkalo
1. xxx
(
09/07/2007 14:47)
Miala tsiny raha ohatra ny kidaladala. Fa aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana.
Mahazo asiana teny ratsy ve ny tononkalonao raha tiana ampidirina ato amin'ny serasera.org?

répondu par lehmm le 17/07/2007 13:50
4. xxx
(
10/07/2007 05:03)
xxx:
Miala tsiny raha ohatra ny kidaladala. Fa aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana.
Mahazo asiana teny ratsy ve ny tononkalonao raha tiana ampidirina ato amin'ny serasera.org?
ôtran mitapy:roll::twisted: zany ve d fanontaniana normale?
5. pissoa
(
11/07/2007 01:06)
fa mety azo asiana teny ratsy voasaron'ny hainteny milay be ngambany :-D:-D:-D
6. hery
(
12/07/2007 12:09)
xxx 2> fanontaniana normale izany kah. Misy tokoa ny tononkalo (fanta-daza aza) amin'ny teny ratsy. Na ny marimarina kokoa amin'ny teny izay heverintsika ho ratsy (appareils genitaux rehetra no lazainy ao) Amin'ny teny hafa koa misy tahaka izany. Mampalahelo fa tsy azo apetraka eto amin'ny serasera tononkalo ireny satria mivoana fotsiny amin'ny fitsipika. Fa azo atao tsara ny mametraka azy amin'ny toerana hafa.
Hery
Hery
7. xxx
(
12/07/2007 13:00)
hery:Ohatra ve any amin'ny blaogy ? :wink:
Fa azo atao tsara ny mametraka azy amin'ny toerana hafa.
8. tslem
(
12/07/2007 13:27)
hery:
xxx 2> fanontaniana normale izany kah. Misy tokoa ny tononkalo (fanta-daza aza) amin'ny teny ratsy. Na ny marimarina kokoa amin'ny teny izay heverintsika ho ratsy (appareils genitaux rehetra no lazainy ao) Amin'ny teny hafa koa misy tahaka izany. Mampalahelo fa tsy azo apetraka eto amin'ny serasera tononkalo ireny satria mivoana fotsiny amin'ny fitsipika. Fa azo atao tsara ny mametraka azy amin'ny toerana hafa.
Hery
ka io namaly io pissoa vao azoko kah,everiko fa hoe teny ratsy ilay fiteny andavanandro ireny mantsy no tiany tenenina d zay no nanaovako azy oe otran mitapy :-D
tsy mitapy kay xxx1 e:P