MEGALOMANIE

1. bazylou ( 07/07/2007 22:10)
*Izany izao no azo hanafohezan fohy sy mazava an'ilay 8 io!!
Mahazo amnistie rehefa aoa anatin'ny club.
Ary tadiaviny ho azy daholo na ny alika na ny kisoa.
Ny an'ilay pety rakotoniana aza moa ,dia rehefa tsy mety azo i lery dia gadraina daholo nany vadiny na nay zaodahiny , na ny alikany koa aza.
AsAKASAK'izay hino azy ihany ,e:: fa raha ny rano di amiakatra tsikelikely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068