fitsaboana ao antsirabe

1. mll ( 06/07/2007 20:23)
sao mba misy mahalala ny adressen'ilay toerana fitsaboana malemy any antsirabe azafady (tel sy adresse) ny mamako mantsy malemy tsy afaka miteny no tsy afaka ny maneha efa ho 2 taona izao any dago misaotra mialoha
répondu par marimarina le 24/09/2009 09:52
2. tynah ( 06/07/2007 21:11)
ilay ao behenjy no fantatro. Nisy olona tapaka lalan drà ( fianakaviana)d tsy naha hetsika izy fa teo am-pandriana foana d notsaboina tany d zao izy zao efa tena miha tsara be! taloha izy na ny miteny aza tsy vitany zao izy efa miteny mandeha .Mila faharetana anefa ny manao azy io fa tena tsara be kah!:-*
3. marozevo ( 06/07/2007 22:09)
Ny tena adiresy précise tsy haiko fa izao ilay izy :

Centre de Rééducation Motrice d'Antsirabe. ka mino aho fa tsy maintsy hita ao amin'ny annuaire io. Na antsoy i Mopera aumonier dia angataho aminy ny adiresy. Ity ny numeron'i Père Aumonier : 00261 33 12 638 26.

Mirary fahasalamana.
4. bazylou ( 07/07/2007 00:02)
Raha tsy diso aho dia eo ampitan'ny hopitaly be , eo antsena sabotsy no misy an'io.RAha ilay malemy 12 ann.
FA ilay moana sy marenina dia eny ambanya ndrefana eny akaikin'ny star
5. diamondra27 ( 07/07/2007 05:22)
tynah zany mahay recette @ le zavatra ataony ao ve? le any behenjy io an!
Miaro @inona hono le scorpion velona atao anaty tavoahangy, de le anana totoina ireny anana inona?
6. hendrybe ( 07/07/2007 14:39)
Ny fantatro de ao andranomafana misy fitsaboana articulation ka andana mi se renseigner ao
7. ikaretsaka ( 07/07/2007 15:01)
bazylou... hay lehibe tany bira an mahay an:wink:
ie.. eo akaikin'ny hopitaly be (tsena Sabotsy) tokoa no misy ny fikarakarana Malemy ...

ny moana marenina dia iny akaikin'ny star iny tokoa

andramo ilay ao Behenjy mitsabo amin'ny anamamy, dia any Bira manao reeducation

mirary soa
8. ravakamalala ( 07/07/2007 19:35)
diam zany d mamalan kira be! :-w
9. bazylou ( 07/07/2007 22:26)
nahalebizana ve tsy ho hay e
10. diamondra27 ( 08/07/2007 10:21)
ravakamalala:

diam zany d mamalan kira be! :-w


__________________________

tsy mamalankira akia io ry ravaka fa nisy resaka we behenjy de mba tonga saina we: atao inona le scorpion= miaro @ aretina inona e!
de misy mitoto ananafa za tsy mahalala hoe: anana inona? fa le namana ambany io zany niteny hoe: anamamy le izy...
:lol:

fa raha efa elabe loatra kosa hoe: ny aretinao de tsy sitrana tsony kosa e! 2taona zany ngamba mbola avotra

de mba lazao anay zay aretina sitrana @izany anana zany sy ze atao eny behenjy e!
11. ikaretsaka ( 08/07/2007 12:31)
ny haiko amin'ilay scorpion aloha dia le alona ao anaty alikaola ilay izy dia mivoaka daholo ny poizina amin'ilay dart an'iny e dia rehefa mifangaro amin'ny alikaola dia asiana mena-boay dia hoe fanafody asthme hono

za nisy asthme be taloha dia anisan'ny fanafody nataoko izay..
izao ilay izy toa maitrise ihany
fa tsy haiko raha tenavokatr' ilay izy tokoa na niampy ireo fanafody sasany na ahoana...
12. diamondra27 ( 08/07/2007 15:46)
ika: merci an!
menaboay mahafaka aretina maro, aretinaty, cancer asthme ... fa misy dozy doly zany retra retra zany

cousin-ko taloha naray aty ,feno tasy eraky ny tenany: lamosina, tanana , tarehy fa zao nalama ho'aho tsy misy tasy tsony, gaga be za
de io no nolazainy anah
de nisy tantine anay avy aty france ndray nandeha dago mihintsy nitsabo tena cacer de sein de natoro io mena boay io de misotro eraky ny sotrokely zany angaha tsy haiko ze fangarony... de efa tsy maninona koa izy zao
_______________________

13. ikaretsaka ( 08/07/2007 16:31)
sady tsara ny voay an! maka mihitsy dia mamono dia ny menaka aminy no alaina avy eo
ilay eo akaikin'ilay mampitohy ny batany @ tongony (na ny aloha na ny aoriana) iny no tena milay be!
14. diamondra27 ( 09/07/2007 01:01)
ika: sourire crocodile :lol:
:-D:-D:-D
ny ahy le hanaovana poketra no tena tiako sy porte monnaie ary ceinture

tsy misy manoratra de manao HS fa raha misy mamaly de hajanona ny resa-boay.
15. Rasiligaoma ( 09/07/2007 03:18)
manao HS
16. marimarina ( 24/09/2009 09:05)
diamondra27:

ika: merci an!
menaboay mahafaka aretina maro, aretinaty, cancer asthme ... fa misy dozy doly zany retra retra zany

cousin-ko taloha naray aty ,feno tasy eraky ny tenany: lamosina, tanana , tarehy fa zao nalama ho'aho tsy misy tasy tsony, gaga be za
de io no nolazainy anah
de nisy tantine anay avy aty france ndray nandeha dago mihintsy nitsabo tena cacer de sein de natoro io mena boay io de misotro eraky ny sotrokely zany angaha tsy haiko ze fangarony... de efa tsy maninona koa izy zao
_______________________
sao mba fantatrareo kay aiza ny dokotera manome ny dosen'ilay mena-boay raha atao fanafody aty? izaho koa mantsy tena marary aty be mihintsy feno tasy sy maratra eraky ny tenako. misaotra




17. marimarina ( 24/09/2009 09:52)
sao mba fantatrareo kay aiza ny dokotera manome ny dosen'ilay mena-boay raha atao fanafody aty? izaho koa mantsy tena marary aty be mihintsy feno tasy sy maratra eraky ny tenako. misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1853