Iza ary ilay niantso Sesikidoro?

1. ranitse ( 04/07/2007 09:48)
Iza ary izay mahalala?
Lehilaky an. Zanak'antitra. Menamena loko. Tsy tia Malagasy an. Manaraka vaovao ary mpanao copie coller dia niantso Sesikidoro ooo.
répondu par tsoraka le 08/07/2007 05:36
2. bazylou ( 04/07/2007 10:45)
tsy naharesy an'ilay sesikidoro indary ity dia mimenomenona eo, !!!! be fialonanan mitapy:-P:-P:-P:-P
3. sympa ( 04/07/2007 14:21)
ranitse :arrow: =))=)) Efa io ny valiny =))=))
4. kanota ( 05/07/2007 03:16)
Nitonontena ilay zanak'Antitra=))=))=))
5. sitlo ( 05/07/2007 20:10)
=))=)) za tonga dia kopy =))=))
6. nathie86 ( 06/07/2007 07:32)
tsy naaraka za eh, le sesikidoro mintsy no tsy azoko eto, tokony tsy niteny za e:lol::-@
7. kanota ( 06/07/2007 10:20)
Tsy bazylou ve?
8. ari.malala ( 06/07/2007 12:50)
:-D:-D:-D
9. sympa ( 06/07/2007 13:37)
kanota :-D:-D
10. ravakamalala ( 07/07/2007 21:21)
za kou tsy mahazo!
nefa tsy maninn fa ny blague rehefa fa azavaina d lasa tsy mampmé ka aleoko koa mba mody mimémé.:°):):D:lol::-D=))
11. tsoraka ( 08/07/2007 05:36)
I bazylou ve tena tsy tia gasy sa tia ho President e? Atao President @ manaraka oooo=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2113