Na misy fahantrana ny forongon'AREMA tsy vahaolana

1. kanota ( 04/07/2007 01:25)
Misy ny fahasahiranana ary tsy misy azo mora foana. Ny forongon'AREMA izay avy nanimba tsy afaka miteny izay tsy mety. Raha olona hafa izay iharan'ny fahantrana sy ny risorison'Arema hatrizay no milaza dia tsy omena tsiny satria niaritra hatrany. Ny zanak'Arema mila mangina fa tsy izy no vahaolana.
répondu par ranitse le 04/07/2007 09:51
2. pissoa ( 04/07/2007 02:02)
raha eto amin'ny serasera izany dia izay tsy ravaloista be dia mangina satria izay miteny mitsikera eto dia nareo ny taloha foana no atao refrain aminy ! :-D:-D:-D:-D:-D
3. tsoraka ( 04/07/2007 02:27)
Mahalala ny fahantrana ny vahoaka ka mivoaha raha olona vaovao hitarika amin'ny fandrosoana fa tsy misy handa fivoarana izany. Ny miverina ny lasa no tena nahavoa ny firenena ka mipotra raha tena vao ary tsy revin'AREMA.
4. rahiratra ( 04/07/2007 03:11)
Tsak tsak zato arivo efa nalevina ary ny Arema koa tsy mila ny forongony ny Malagasy. Ny fahantrana avy amin'ny asaratsin'ny Arema koa izireo indray no midradradradra hanasoa ve? Mitandrema fatratra hadihadiho sao taranak'Arema. Fivoarana na mafy aza tsy miverindalana.
5. kanota ( 04/07/2007 05:23)
Mila olona madio ary vaovao fa ny efa namely hadalana miompampana ny miverina ny efa naloa. mankarary izany.=))=))
6. ranitse ( 04/07/2007 09:51)
Efa hoe AREMA koa atao inona fa tsy alefa miantsoantso sesikidoro any=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513