coutiti
1. silamo5
(
03/07/2007 13:52)
efa tokony avoaka amin'izay couttiti fa tsy misy ilana azy ity fanjakana ity.
2. menalamba
(
03/07/2007 16:46)
Mandehana hanatero vary izy raha manina azy ialahy:^)
3. tsoraka
(
04/07/2007 02:51)
Aza manimba endrika ny SILAMO? Tsy silamo io fa misoratroratra sahala ireny soratra ireny fotsiny. Tsy mila zanak'Arema ny Silamo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0473