sakafon-jaza
1. tinah65
(
03/07/2007 11:55)
manao ahoana daholo,
saika mba anontany hevitra aho @fomba fkarakarana sakafo ny zazakely, marihiko fa aty ivelany aho no mipetraka, handray 15 mois izao ny zanako, dia hatrizay ny sakafo homeko azy dia ireny petits pots ireny foana fa tsy nanao sakafo ho azy aho, nefa izaho manana babycook, ny antony tsy nanaovako sakafo azy mantsy sao tsy tiany ilay sakafo ataoko azy dia naleonay nividy petits pots foana.
ka mba te hanambotra sakafo ho azy aho fa tsy dia manana idée loatra koa, dia afaka mba atoronareo ve ny fanaovana ny sakafon-jaza ve izaho, sy ny karazana sakafo homena azy ?
dia misaotra betsaka ho an'izay mamaly.

répondu par lasadolnysolony le 28/08/2007 11:43
2. rush
(
03/07/2007 12:29)
o r'ise a!diniho tsara fotsiny hoe inona ny tao anatin'ireny petits pots ireny dia io ihany atao e!
3. zetamae
(
03/07/2007 12:53)
Manahak'ahy aloha izaho miasa, zara raha minono ny zanako, efa 10 mois izy izao de mihinana sosoa, yaourt tsindraindray, na mofo. Ka ohatranao io tsy de fataoko ny zanako loatra ny manome sakafo be produit ireo fa naturel foana no omeko azy
4. bidagda
(
03/07/2007 15:40)
poteho @ mixeur ny ovy sy totokena rehefa masaka tsara (sakafon'ny petit pot reo), torak'izany ko ny haricot vert,karoty, rahefa legume de azonao omena zaza fa mixeo daholo ny laisoa sy ny choufleur mavesatra fa azonao asiana kely fotsiny miaraka @ ovy,rehefa manao tsaramaso de mivonona manala ny hodiny , aza hadino koa anefa ny voankazo, ny poma oh ataovy compote maison, na mahandro anana aza ianao de omeo azy na ny rony fotsiny aza , betska ny sakafo azonao hatao raha efa zatra mpahandro enao fa raha zatra sandwich mety ho sahirana ihany na izany aza ezaho manome sakafo natiora hoan'ny zaza, mividana boky natokana hoan'ny fandrahoana sakafon-jaza eny @ fnac misy
5. tinah65
(
03/07/2007 15:49)
bidagda : zatra mpahandro tokoa aho fa tsy mihinana sandwich lava izany, fa zany hoe ny anay moa natao petits pots dieny voalohany ka manomboka leo mividy izahay fa mba te hanamboatra, marina ny teny namana etsy ambony hoe efa misy ingrédients ny petis pots fa saingy betsaka ny fanampiny lay sakafo, ohatra hoe carottes boeuf izao, dia tsy vitany ireo ihany no ao @ ilay izy fa misy ovy, courgette haricots verts sns...
Hoy ianao hoe mixer-na daholo, nefa izy anie handray 15 mois, dia tokony asiana morceaux ny sakafo, efa mihinana morceaux foana izy izao @ irney petits pots ireny.
Hoy ianao hoe mixer-na daholo, nefa izy anie handray 15 mois, dia tokony asiana morceaux ny sakafo, efa mihinana morceaux foana izy izao @ irney petits pots ireny.
6. meva2
(
04/07/2007 09:17)
A l'unanimité mihitsy ny dokotera miteny fa misy apports betsaka kokoa ilain'ny zaza ny petits pots nohon'ny sakafo andrahoana ao antrano!!
Ny antony iray ohatra dia hoe ny legioma andrahoana hono ao anaty rano izany dia very vitamine nohon'ny legioma andrahoana à la vapeur.
Izaho koa dia nitaiza t@ petit pots, na izany aza dia indraindray aho dia manao fait maison kely ihany oh hoe dessert kely na purée kely, na jus de fruit

7. Rafotsy
(
04/07/2007 09:47)
Bonjour daholo !
Zah nanao Kdo ho any zanako vavy ilay babycook , fa tena afa -po mihintsy izy ( na sakafo na compote ) ary efa plus de 2 ans izao ilay zafikeliko kanefa mbola mampiasa foana izy ! Efa manomboka mihinana ny sakafonay koa izy fa izahay no mizatra tsy manisy poivre ! Ny mampalahelo fotsiny , dia toa zatra ilay mixé izy, ka raha vao misy morceaux kely dia alohany , sady tsy mahay mitsako na tenenina hoe : mache avec les grosses dents derrière , ary mahafatifaty ery fa efa voateliny vao mba miseho mitsako izy !:-*:-*

8. bidagda
(
04/07/2007 11:48)
azonao tetehina madinika fotsiny koa kanefa tandremana ihany ny zazakely raha tsy mitsako tsara fa tonga de manatelina be, tsy haiko raha efa mihinana mofo singa-mofo kely ny zanakao fa tsara iny mampizatra azy mitsakotsako,ny zaza any dago toa omena nofon-kena malemy vetiny iray iny tsakotsakony fa arahimaso sao kenda d eizay ndray aloha mijereva boky fa betsaka recettes anaty boky
za manao hoe inona moa no mahavery vitamine ny cuisson à la vapeur raha tsy ariana ny rano, ny ahy mantsy tsy ariako ny rano fa iny ihany no ataoko jus sauce hoy ry zareo,azonao hafangaro ihany koa anie ny sakafo hataonao sy ny petit pot iray oh raha matahotra ianao fa tsy ampy vitamine ny sakafo handrahoinao anaty rano, ny manisy menaka koa tsy tsara an hoan'ny zazakely

9. rapala
(
05/07/2007 09:07)
ny sira ihany koa tsy tsara na dia hoan'ny olon-dehibe aza vao miasa hoan'ny zaza kely. Isika lehibe no manandrana ilay sakafon'jaza dia hoe matsatso, fa @ zazakely tsisy koi surtout hoe zatra io izy.
10. ravakamalala
(
05/07/2007 14:36)
tena tsara io babycook io, sambatra enao manana an io fa betsaka ny karazan tsakafo azo atao am io, nefa sady tsy mandany fotoana no mbola voatahiry ny vitamina sy calcium rehetra! tsy manana toro hevitra aho satria ny ahy za ihany no mahandro fa am fomba tsotra fa tsisy babycook!
fa raha za no teo am toeranao, tena tsy miafahafaha aho mividy an ilay boky recette spécial babycook ireny.
fa raha efa 15 mois izany tokoa ny zaza, aza mixé na tsony ny sakafony fa potsero am fourchette fotsiny!
manaova ohatra an ilay lasopy ireny :
karôty1, ovy 1, poireaux kely, refa akaiky ho masaka asiana céléri kely, sy vermicelle, aza asiana sira fa fromageg vache qui rit atao! tiany io!
ny hitako hoe tena zava dehibe dia asiana légume foana ny sakafony, dia légume vert indrindra indrindra mba tsy ampitohana azy!
omeo tantely koa izy ry kala a fa io tena tsara ho an ny zaza a! ny ahy 1 sotrokely isa maraina ny tantely omeko aaazy!

11. Rafotsy
(
05/07/2007 20:22)
Marina fa pratique be ilay babycook , ary efa manana ilay boky recette ny zanako sady mijery ny site koa !
Momba ny tantely dia tsara tokoa ary azo asolo ny siramamy @ fromage blanc na petit suisse indrindra !
Ny légumes dia azony hoanina daholo afa tsy ireny hitantsika hoe mavesatra ireny , na ho antsika lehibe aza , genre chou, haricots secs na flageolets ! Aza andraona ny beurre fa rehefa vita iny ny légumes dia asio noisette de beurre na huile d'olive kely na crème fraiche na koa fromage , kiri na rapé kely ! Aza dia asina sira be loatra !
Rehefa manao compote dia aza ampina siramamy intsony !
Tsara aloha ilay babycook , indrindra raha miasa ianao , satria :éplucher ny légumes , brancher na , mixer na avy eo dia vita ! Mitovy izany koa ny compote !
Dia maroroa taiza daholo nareo e !

12. Rafotsy
(
05/07/2007 20:26)
tinah65 : tsarovy fa ny petits pots avec morceaux sy ilay ataonao misy morceaux tsy mitovy satria ny morceaux ny petits pots boledaka be ka sao kenda eo ny zazakely !
13. ravakamalala
(
05/07/2007 21:33)
za alou lé produits industriels raha azoko atao dia ialako e! indrindra ho an ny zazakely, tsy ilaozan izay tsy hisy produit chimique ao, iny ve izao ohatra d tsy hisy conservateur? ahoana no ahazona mitahiry an iny ela eo raha toa ka tsia! tsy haiko fa za tsy d matoky loatra
14. boga
(
20/07/2007 07:04)
Marina zany tsisy zavatra afatsy natoraly ihany .Sady ra efa misy nify izy de efa afaka mihinana ny hoaniny lehibe .ra oatranay aty Dago aloha de zay omena zay tiany tsy fadiana intsony Afatsy ny zava -mavesatra ihany e!
Ny sakafon-jaza anie de tsara asiana menaka fa tsy maro 1càc anga ra maro mba mampamandina io e!
15. princesseN
(
20/07/2007 15:41)
purée-na ovy,de asina fromage fondu zay de vita fa andramo alou fa tsara be zany!de voatabia asina siramamy koa omena azy fa sûr aho fa ho tiany,de na de any ivelany aza de mba omeo vary sosoa iany izy de asio siramamy koa!zay!:wink:
16. karinah
(
20/07/2007 21:45)
ye, 15mois izany ve tsy efa afaka mihinana frites?;-) ny pâtes ihany kou ,na kou efa afaka mihinana atody kapoina...; fa raha tia légumes aloha izy (matetika ny ankizy... aty ivelany ts d tia legumes manko), dia io tenin'i rush io ihany koa arahina...tsara foana ny manamboatra raha mahavita alou e!:^)
17. mabloo
(
21/07/2007 08:46)
15 mois zany aloha efa afaka mihinana ny rehetra e!fa raha azo atao dia aleo mahandro raha mahavita e!sady lafo ko anie le ptit pot e!
efa presque mihinana ny sakafon'ny olon-dehibe anie izy zany fa biensure ny menaka sy sira no tsy atao betsaka e!fa ny legume no ataovy matetika e!
mazotoa e!
efa presque mihinana ny sakafon'ny olon-dehibe anie izy zany fa biensure ny menaka sy sira no tsy atao betsaka e!fa ny legume no ataovy matetika e!
mazotoa e!
18. lasadolnysolony
(
28/08/2007 11:43)
Marina tokoa fa sarotra ny resaka sakafo ho an'ny zaza, raha ny taonany dia efa afaka mihinana ny rehetra tokoa raha ny fomban'ny aty dago, tsy dia tsara loatra raha tsy mifadifady izy satria manjary saro-taiza hoy ny ntaolo izay, ka noho izany omeo azy tsikelikely izay sakafo hohaninareo raiamandreniny, amin'izay koa tsy ho sarotra aminao intsony ny mitondra azy satria azy mandehandeha satria efa tsy mila hanaovana sakafo manokana intsony izy.
Torohevitra kely, araka ny voalazanao ery ambony anefa dia petit pot foana ny nohaniny hatramin'izay noho izany dia ampidiro tsikelikely na amin'ny habetsany na amin'ny karazany, izany hoe karazan-tsakafo iray ihany isan-kerinandro mba ahitanao sao misy zavatra tsy za ka mahatonga "allergie"