fankahalana no lasa fifankatiavana
1. xxx
(
29/06/2007 06:00)
isaky ny vendredi ariva a d manatitra ny sipako any aminy izy avy mianatra.manofa trano moa izy d ny faran'ny herinandro no mody.nisy nanara maso zany ka velona ny fialonana.nitady hevitra ary ry zalahy hisakanana ahy.norahonan'ny kofa roa aho,aza mande aty tsony elah raha tsy te ho faty...de mbola nanohy zany ihany aho ny tena moa tena tia ka d adala.tsiniraharaha ze vavan'ny olona.nisy nanakana ny lalana,zay moa mande bike,nidina zahay ka ireo roalahy no niandry raikitra ny ady nataoko nihinana an'le nolazaiko izy mitsam.tsy hiteny aho oe inona no fahaizako fa aleo zany ho ahy.taty aoriana de nisy nampitahotra foana teo@le fasana andalovanay.mino a fa ry zalahy zay .nalefako nentin'olona ary ny joba,niafina tao@le toerana a ary nijaiko;efat@6tany ho any ireo roalahy miandry manao akanjo mainty be.nandalo ary le nitondra ny jobako mitondra bike.nde hitsangana iny ry zalahy no noraisiko ny tendany ka velona ny antso vonjeo.nirifatra nanenjika ry zareo teo aloha izy roalahy natahotra ihany koa reo.nanejika avy ato aoriana koa aho.nifankatratra ary de velona ny fifonana sy ny fifamelana.najary mpinamana tsy nifankafoy zahay5 mianadahy taty aoriana.mba tantarao oe ny tantaram-pitiavanareo mahatsikaiky.
répondu par xxx le 04/07/2007 07:30
3. nathie86
(
29/06/2007 13:07)
sendra tokony atao any @ angano izy ty na hatsikana sy lalao kay mo:lol::lol:
7. xxx
(
04/07/2007 07:22)
aiza ze tantaranareo e toa mananihany fotsiny no betsaka tsika kosa ve tsy mety mba matotra mihitsy e de toy zany ve no atao anaty net sao mba lany asa kosa ary ee.....:-P
8. xxx
(
04/07/2007 07:30)
toa mananihany fotsiny no betsaka tsika kosa ve tsy mety mba matotra mihitsy e de toy zany ve no atao anaty net sao mba lany asa kosa ary ee.....
ianao ngamba no tena tsy matotra
raha tsy nanao xxx i xxx d mba nitantara koa zah :-D