Tezitra=tsak tsak zato Arivo
1. tsoraka
(
28/06/2007 01:09)
Mbola mitoetra ny Tsak Tsak zato Arivo Ry tezitra o.
répondu par tsoraka le 29/06/2007 09:08
2. Jeankely
(
28/06/2007 02:37)
Efa nolazaiko teny ambony fa ny zavatra tsy nety no tsaroan'ny olona na nisy soa aza vitanao. Noho izany marina fa ny fiafarany dia Tsak Tsak zato arivo. Aiza izao Tezitra tsara ve?
3. Zazala
(
28/06/2007 03:19)
F'angah ratsy daholo nataon'i Ratsiraka? Ka olona izay Prezidanao nandritry ny fahazazanao ve tianao ho roaha tsy hipetraka eto amin'ny firenena misy anao. Any @ firenen'olona indray ve tokony hipetrahany? Mba mahagaga ny toetsaina.
4. tsoraka
(
28/06/2007 04:43)
Tsy voaroaka izy ry zazala fa mipetraka andafy ve ho ratsy e. Izahay aza tsy mbola nahita ity andafy mba tia ho any. Aza manao ratsy fa ny ratsy iahany no tadidy. Ny soa vita iray sobika raha misy poizina loha-panjaitra mahafaty sa tsy izany ra-zazala?
5. ranitse
(
28/06/2007 08:25)
Fa inona no tena marina tia hody ve ny havana sa tia ho vazaha sa tia ho President Gasy sa inona no tena zahavina ooo
6. tsoraka
(
29/06/2007 09:08)
I bazylou efa miteny hoe nareo gasy avy eo aty aminay andafy koa inona no mampalahelo ry zazala ty ty ty???
