Vaovao

1. dragon2madagascar ( 27/06/2007 07:25)
Arahaba tafahoatra ny tsingerintaonan'ny fahaleovantenan'ny Firenena Malagasy. Hoentina hanamarihina izany dia indro vaovao kely natoraka ao @'ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Dia samia ho tratry ny manaraka indray e!
Veloma
répondu par Fiffi le 27/06/2007 09:13
2. Fiffi ( 27/06/2007 09:13)
misaotra anao de torak'zany koh ! de misaotra nizara an ! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068