"modia" de Iary
1. mercia
(
26/06/2007 15:40)
miarahaba ô
mba mangataka ny tononkiran i Iary le hoe "Modia" dia raha misy tondrom-peo koa dia tena vao maika mahafinaritra. Misaotra mialoha e!!!
mba mangataka ny tononkiran i Iary le hoe "Modia" dia raha misy tondrom-peo koa dia tena vao maika mahafinaritra. Misaotra mialoha e!!!
répondu par Fiffi le 27/06/2007 19:01
5. mercia
(
27/06/2007 05:28)
:D tsara be mintsy na ny feon ilay sipa aza. na le feon kira koa aza. tena (l):cry: mampanembonembona :cry:(l) tsara mintsy. fa miandry an lay tonony ee!!!!!
8. mercia
(
27/06/2007 13:10)
fiffi
:-D tsy zany ka, fa le hoe "modia amin'izay" ny titre fa mba disodiso kely za .hihihi:oops::lol::oops::}:-/
:-D tsy zany ka, fa le hoe "modia amin'izay" ny titre fa mba disodiso kely za .hihihi:oops::lol::oops::}:-/
