fiangonana protestante USA

1. xxx ( 21/06/2007 16:51)
mba saika hanontany kely , misy fiangonana protestanta (toy ny FPMA any frantsa) ve aty NY , na washington, isaky ny inona ary iza ny pasitera? ary aiza ? misaotra ô
répondu par cutie le 26/06/2007 21:28
2. besa1 ( 21/06/2007 22:38)
Mbola tsy naheno aho aloha hatreto raha tsy hoe vaovao taty aoriana fa toa ny presbyterian church no akaiky indrindra ny protestanta raha ny fombam-pivavahana sy ny foto-pinoana no jerena
3. LazaDaddy ( 22/06/2007 13:11)
Canada no fantatro fa misy FPMC. Tsy haiko loatra ny ao NY.
http://www.eglisestluc.org/fpmc/
4. cutie ( 22/06/2007 16:05)
toa refa krismasy ihany vo misy fiaharahana mivavaka any NY, tsy tadidiko ny anaran'le pasitera:oops:
5. rafify ( 22/06/2007 16:46)
:lol:ary any australie vé mba misy fiangonana gasy:P:P:P
6. boubounezy ( 22/06/2007 19:42)
rafify any dago mandé refa tsy maita é!:roll::lol:
7. ikaretsaka ( 26/06/2007 20:07)
USA en general no lazaiko
Tsy haiko ny Protestanta , mety misy fa tsy active be ohatran'ny ao Frantsa aloha.fa ny krismasy no toa misy aloha e.
Fa ny tsy azo lavina kosa dia misy ny Mompera sy ny Pasitera ary misy iny NY sy Boston iny raha ny tapany andrefana no resahina , ireny mandranto fianarana aty sns ireny, miaraka manao fiarahana mivavaka indraindray.

Ny an'ny katolika no misy isak'Alahady, any @ ny fianarana sy ny fiangonanan'ny communaute (religieuse) ipetrahan'ireny mompera Gasy mianatra aty ireny !
8. cutie ( 26/06/2007 21:28)
tsy nandeha namonjy rsm nga i Ika:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6072