Tsy mitovy ny fananarana sy ny fanasaziana.

1. niryna ( 20/06/2007 17:18)
Inona no atao hoe mananatra/na manome fehezan-tena(discipline) ary ny atao hoe manasazy(punishment)?

Ahoana ny hevitrareo misy hitovizany ve ny mananatra ny ankizy sy ny manasazy azy?

Amiko rehefa mananatra azy isika dia amin'ny fo tony sy malefaka.

Rehefa manasazy azy koa isika dia tsy eo imason'ny olona fa resahina mangina ny zavatra tsy mety nataony izy.

répondu par BRINAL le 05/07/2007 14:18
2. boubounezy ( 22/06/2007 20:12)
@ lé dicipline refa enjana lotra dé lasa dictature; ny resaka punition na amasonoll na tsy dé ra mba atao ampahendrena ra tsy zany enao manao zavatra tsy mety ndray
3. niryna ( 22/06/2007 20:19)
boubounezy:

@ lé dicipline refa enjana lotra dé lasa dictature; ny resaka punition na amasonoll na tsy dé ra mba atao ampahendrena ra tsy zany enao manao zavatra tsy mety ndray


Marina izany ary indraindray ny ankizy tsy maningana raha tsy eo imason'ny olona.
4. BRINAL ( 05/07/2007 14:18)
fananarana: fanoroana mba ho tsara
fanasaziana: fampatsiarovatena fa tsy nety ny natao
(avieo anarina mba hanao ny tokony ho izy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2637