jaleby sy bajia

1. Raveny ( 20/06/2007 06:51)
Manaona nareo rehetra zay mamaky eto!Za mba saika hanontany anareo oe iza no mba mahay ny fanaovana an'ireny "jaleby" sy "bajia" reny azafady?
Mba ento eto ane ny fanaovana azy zay mba mahalala e!
Misaotra mialoha!!!!!!:)
répondu par poussy3 le 15/09/2007 07:24
2. xxx ( 20/06/2007 10:45)
Manaova pâte de beignet, hafanao ny tantely mba harihitra tsara. Hafanao ny menaka dia harotsay ny pâte, hataovy mahiahia ny bikany(boribory na randrana). Raha vao mendy dia esory ao anaty menaka ary hampandalovy ao anaty tantely. Ny mampa menamena azy dia colorant fa hataovy nature.
3. Raveny ( 29/06/2007 13:07)
xxx>misaotra betsaka fa tena natsiro tokoa le izy koh!Saika diso mamy loatra ndray le nataoko fa milay kah!
Ary le bajia angaha tsisy mahay ny fanaovana azy mintsy?:cry:
4. xxx ( 29/06/2007 17:39)
tsy misy fisaorana!:D
5. boga ( 20/07/2007 07:08)

ny bajia indray de tsotra e!
Alaina ny vonemba mena de andrahoana ;avy eo anie de alaina de totona ,asiana toto-kena kely sy epice sy kotomila e!bolabolaina toy ny manao hena baonlina ireny de andasina e! zay de vita
6. mangabe ( 20/07/2007 12:52)
Raveny:

Manaona nareo rehetra zay mamaky eto!Za mba saika hanontany anareo oe iza no mba mahay ny fanaovana an'ireny "jaleby" sy "bajia" reny azafady?
Mba ento eto ane ny fanaovana azy zay mba mahalala e!
Misaotra mialoha!!!!!!:)

jereo eto



http://tour-en-cuisine.over-blog.com




7. Mitah ( 04/08/2007 00:23)
Hay ve jaleby ka mofo tantely e! Misaotra betsaka tamin'ilay recette. Hanandrana aho dia lazaiko eto raha mety.
8. poussy3 ( 15/09/2007 07:24)
melsi e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406