1947
1. kelly13
(
19/06/2007 19:30)
fa maninn tokou no odivan'ny frantsay fanina ny "genocide" nitranga tany mada t@ 1947 ireny?
répondu par maintsokely le 29/06/2007 12:19
2. mamzelkely
(
20/06/2007 07:01)
ka satri tamin'iny no ni-prouver ny faiblesse-ny satri nejera ny fanjanahany ko :roll::°)
3. kelly13
(
20/06/2007 07:12)
ny tena mahavarina ahy d ny oe firy marina ireo malagasy mat t@ ireny fotoana ireny? 10.000 sa 89.000?
4. kally
(
20/06/2007 07:18)
Ka raha ny ankamaroan'ny gasy aza moa tsy taitra amin'ny tantarany inona no tianao hataon'ny frantsay eo?
5. hery
(
20/06/2007 07:26)
Mila jerena tsara na tena genocide na massacre "tsotra".
Ny genocide mantsy dia hoe famongorana ny taranaka tahaka ny nisy tamin'ny Jiosy na tany Rwanda sns. Izany hoe vonoina hatramin'ny zazakely mba tsy hisy taranaka ho velona intsony. Raha noezahina novonoina daholo izay Malagasy hita, indrindra tsy navela hitombo taranaka, dia genocide izay. Fa toa tsy izany no nataon'ny frantsay.
Fa ahoana no ilazan'i kelly13 hoe odiany fanina?

6. kelly13
(
20/06/2007 07:43)
"odiany fanina" ngamba tsy ny terme exact fa plutot somary "hamaivaniny"
http://www.haisoratra.org/breve.php3?id_breve=195

8. booboo
(
21/06/2007 09:35)
Ho an'izay liana : L'Histoire, Colonisations et massacres oubliées, N° 318, Mars 2007.
Misy momba an'i Madagascar t@ 1947 sy ny raha mitovitovy t@ zay tany @ firenena hafa t@ andron'ny fanjanahan-tany kounkou (Cameroun, Algérie, sns).
Misy valin'ito ihany koa :
Tsy hoe tsy taitra fa iniana hadinoina noho ny antony maro : fahatsapana fa niady irery nefa "tokony niara-nihetsika" ny eraky ny faritany aby aby, fahitana ny havana maty/novonoina/nampijaliana t@ any faritra nisy azy ireo nefa ny tany @ faritra hafa "tokony niara-nihetsika" tsy nisy an'zany = tsy rariny @ zareo. sns.
Io lay lazain'ny mpahay tantara hoe " mémoire collective" hono.

Ka raha ny ankamaroan'ny gasy aza moa tsy taitra amin'ny tantarany
Tsy hoe tsy taitra fa iniana hadinoina noho ny antony maro : fahatsapana fa niady irery nefa "tokony niara-nihetsika" ny eraky ny faritany aby aby, fahitana ny havana maty/novonoina/nampijaliana t@ any faritra nisy azy ireo nefa ny tany @ faritra hafa "tokony niara-nihetsika" tsy nisy an'zany = tsy rariny @ zareo. sns.
Io lay lazain'ny mpahay tantara hoe " mémoire collective" hono.
10. booboo
(
21/06/2007 10:11)
Kelly13 > eny @ kiosques, librairies na kômandio @ internet ê hihihihihi.
12. maintsokely
(
29/06/2007 12:19)
Salut,
Hodian'ny frantsay fanina io satria izy no nanao azy. Raha nandeha nijery camp de concentration tany alsace aho dia ny nahagaga ahy dia tsy misy afa tsy fanaratsiana alema ao. Hitrikitrihandry zareo fa ny nataon'ny alemana dia tsy nety. Ny antony dia satria resy izy teo anatrehan'ny alemana.
Hadino tanteraka ny nataon'ny Gallieni (1905 raha tsy diso aho ny niala tany Mada izy), Tadidio tsara fa ny nahafaty an'ny mpanjaka Toera dia nodorandry zareo ny tanana tamin'ny 4 maraina. Ankoatr'izany ny fampandriana tany (pacification) tamin'ny andron'ny menalamba.
Ny 1947 aloha dia tsy lazaiko intsony.
Mampalahelo fa maro amin'ny Malagasy dia tsy mahay ny tantarantsika. Raha ny manodidina ahy fotsiny izao no lazaiko dia tsy misy mahay mihitsy. Zavatra flou be ny hainy ary manafangarongaro zavatra be mihitsy.
Tsy mba interessé ve ? sa ahoana ?