Chauffeur mora tezitra

1. Bita ( 17/06/2007 09:01)
Ahoana ianareo rehefa mitondra fiara mora tezitra ve ianareo? Izaho tena tsy tia miaraka @ mpitondra fiara mora tezitra mihitsy. Matetika dia ohatra hoe: maika izy kanefa emboutaillage, na ohatra hoe: mandeha mora ny olona eo alohany dia manompa sy mitabataba izy. Ny zavatra tsy fantan'ireny olona mora tezitra sy manompa ireny dia izy ihany no hiverenan'ny ompany satria ilay olona ompainy tsy maheno akory ary ny olona miara mandeha aminy...... Anjaranareo koa no mbba milaza n y fanandramana fantatrareo......
répondu par johnnyandri le 08/07/2007 10:18
2. booboo ( 17/06/2007 10:18)
Zà koa tsy tia mihitsy :evil:...lasa kizitina koa ny tena nefa voa-menomenona indray avy teo hoe "inn ara ty ?" :evil:8-)
3. diamondra27 ( 17/06/2007 11:15)
ny ahy zao d'efa maka fotoana d'avance za @zay de tsy mora tezitra, tsy maika.

fa le sofera sasany manivatsiva no tsy laitra an!
4. nanoukely ( 17/06/2007 11:30)
za ko de tsy tia sofera mora tezitra mintsy ; sady lasa miteny maloto otra'ny hoe enao le mpandeha no tsy tiany ^^ ny ahy aloha raha lalàna vitako tondraka na bus de aleoko tsy mandeha le fiara manjary maha krizy foana isaky ny handeha fiara zao:roll::roll:
5. Fiffi ( 17/06/2007 11:53)
heu....mandefa hira milay be ftsn de zay ! :)
6. nanoukely ( 17/06/2007 12:16)
Fiffi:

heu....mandefa hira milay be ftsn de zay ! :)



ka na asiana hira aza :) matetika le hira tian'le sofera[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/enclume-aplati-98741.gif[/IMG] ihany de @zay atatata be mankarary sofina
7. zandrikely ( 17/06/2007 19:50)
bita : tena marina zany baina a , aleo milamina fa z ako taloha mpanao an'io fa tsy misy tombony fa fatiantoka no hita , aleo mivanitika e
8. sympa ( 18/06/2007 00:58)
Fiffi sy nanoukely :arrow: :-D:-D Raha ny momba ahy indray de tsy tiako injay le copiloty, ny baininay manko no niaraka t@ko, ka rehefa eny andalana izay de hoy izy hoe rehefa mahita tomobilina eo aloa de hoe moramora fa sao adonan'ela @ v*diny eo sika, de voamainka ataoko akay le izy ka iny izy tounde miakatra be mintsy ny tosidrahany ka iza njay no voa ompany avy eo 8-)8-)
9. sakaizakely ( 18/06/2007 08:24)
za mbola tsy manana permis :cry::cry::cry:

fa nenay ny sofera kalam foana sady tsy mba sendaotra izany, Sady efa misy ankizy koa e, tsy afaka miteniteny foana izany :D

fa ny mahakamo de le tsy maintsy miaritra ny hiran'le sofera na dia orêra be reny aza : Louise Attak , Mylène Farmer, Alan stivell, Dead can dance... en boucle mitsy :{:{:{:{:{
méga bweeeeeeeeeeeeeeeeeeeerk

Ity misy tantara kely ; tsy vitako mandika azy teny gasy fa miala tsiny mialoha

En classe nature, on demande aux enfants s'ils connaissent les noisettes, les noix, les chataignes, les glands...

Un petit garçon répond : moi, je sais ce que c'est un gland, c'est quelqu'un qui conduit super mal. Même qu'en voiture mon papa dit toujours "mais qu'est ce qu'il fout encore ce gland ?".


Dia izay manko no anaovako hoe rehefa misy ankizy dia fidifidina ny fihetsika sy fiteny :-P:-D:-D
10. booboo ( 18/06/2007 08:58)
:-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 23/06/2007 13:15)
za aloha somary tezitezitra e..
ny ahy ohatra asiako hoe 'ndana manidina raha maika
na hoe hitsao ny akselelatera fa tongotra elefanta ve no manitsaka ao e!
fa anany tanana moa mamoha varavarankely aby no ataon'ny olona dia mifankaheno tsara
12. xxx ( 03/07/2007 16:50)
Misy namako izay tena mahatsiravina mihitsy ny miaraka aminy fa rehefa misy midonanaka ao alohany dia miklakison foana izy ary dia miteny ratsy be, fa ny tena loza dia izy miady toerana rehefa maka parking fa tena hisongonany koa ny olona efa eo alohany. Farany hny hevitro dia niala tao anaty ny fiara aho alohan'ny hifamaly t@ ilay chauffeur iray dia aleoko nandeha tongotra na dia mbola lavitra aza ny toerana fodiako dia taorian'izay aho tsy te hiara mandeha aminy intsony.
13. johnnyandri ( 08/07/2007 10:18)
Raha mitondra ny fiara taingenanao ilay sofera dia tsy milay mihitsy io fa aleo manetry tena. Raha saofera any anaty fiara hafa indray no mora tezitra dia ranitina ny fanaovana azy aminízay izy tezitra be manitsiny de memezana aveo, tonde ifamaliana koa izy raha mahavoa mifamaly,izy raha izay no tiany, ampirevena izy e. Na koa ampirevena miaraka amin'ny assurance izy dia samy miala, hihihi
cool fotsiny refa miDRIVE fa feeling io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565