Polisy siantifika?

1. Herimiafina ( 15/06/2007 20:43)
Misy sampana manokana mitovitovy amin'ny Crime Scene Investigation (CSI) any USA ve any Madagasikara?
Na ireny sampana miandraikitra ny fijerena ny ADN, sy mampiasa karazana fitaovana harifomba entina miady amin'ny asan-jiolahy? :roll:
répondu par xxx le 04/07/2007 08:19
2. Fiffi ( 16/06/2007 07:18)
tongasoa indray Herimiafina :)

heu...misy io kah ! efa nahita lahatsoratra momba an'io zah tam gazety ....
3. Fiffi ( 16/06/2007 07:24)
aleo hiany angamba jerena kely ity....
http://www.mira.gov.mg/index.php?self=1&page=2
4. LazaDaddy ( 16/06/2007 09:27)
hafa kely indray izany ry Fiffi!
5. Fiffi ( 17/06/2007 05:36)
Laza: de tsy misy ve io ozy toi ?
6. sympa ( 18/06/2007 01:07)
Ny ADeliNiko aloa tsy ameko any mintsy ééé :-D:-D
7. bazylou ( 21/06/2007 16:29)
inona ko ano hainny gasy amin'izany, ny hanina ho haniny aza tsy hitany ,sady iza koa no andeha hanao an'izany e!! tsy avantageux ho an'ilay 8 io!!
8. Jeankely ( 22/06/2007 01:56)
Resaka SARKO no mahasoa anao ry VINDINA fa aza miditra amin'ny resaka Malagasy na Madagasikara. Anay io na tsy manakohanina izahay na ahoana na ahoana.
9. xxx ( 04/07/2007 08:19)
Haitraitra ihany izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468