Hoy ilay milaza hendry any andafy hoe: adala daholo ny Gasy
1. Jeankely
(
15/06/2007 08:27)
Araka ny resak'ity "Bazylou" ity :"hita fa adala daholo ianareo nifidy azy, efa izao no manjo mbola manompo azy ihany::". Izao no fahaizana any andafy ary izao no olona manao ialahy "President" ary izao no mihevitra mahay sy hitondra an'i Madagasikara. Adala sy tsy misy saina ny Malagasy. Asa re raha izao no tonga any Madagasikara fa dia ahazo mafy tokoa.
répondu par Jeankely le 18/06/2007 01:24
5. gasynamana
(
15/06/2007 12:27)
Fa jeankely sy bazyluo no mila aterina eny amin'ny 18 (toby fitsabona adala)
6. cristal
(
15/06/2007 12:30)
(l)(l)(l)Tamin'ny teny Malagasy sa vahiny no nanoratany azy,raha t@ teny gasy dia mety milaza tena zany izy sa efa mafy ni attaque any ka mirediredy ifaliana izany fa hohitantsika eo e!:-D:-D:-D:-D(l)(l)(l)(l)
9. Jeankely
(
16/06/2007 03:08)
Izaho moa tsy manda rehefa ataon'ny olona adala fa aza azon'izay adalana izay koa. Misy manontany hoe mbola resaka Politika ve ny ato. Ataoko fa tsy izao vao tokony anontany izany. Efa ela no resaka fandaniana fotoana sy fanalana azy fotsiny no ataon'ny sasany. Ny ompa ary ny fitenenana ratsy tsy mijanona koa hiandry fotsiny ve ny hafa fa dia mindramatra eto. Marina fa tsisy tombony fa efa izay samy adala izay koa dia midona ny samy adala e=))=))=))
10. naughtyboy
(
16/06/2007 19:44)
an3 za kosa tsy manao oe adala i Jeankely na otrany zany sao de fanaratsina maimaimpona zany^:^
11. marozevo
(
16/06/2007 19:55)
Fa angaha kosa ary ianao no nilaza hoe adala izy ireo. I gasynamana no niteny an'izany ka !
Hita anefa izao fa tsy adala izany izy.
Hita anefa izao fa tsy adala izany izy.
12. Jeankely
(
17/06/2007 02:17)
Misaotra fa samy mbola mahay manoratra izay takany eto aloha na misy milaza adala na tsia. izaho koa tsy mitomany ho hendry ary mahafantatra aho fa tsy ho tonga lafatra naoviana. Izaho tsy mihevitra ny hiaro an'iza an'iza fa amin'ny mahaolontsotra aho dia tsy manankaleha afatsy ny Oniversite-mpanjakana ny zanako ka malahelo aho raha dorana ireo ary izay kely vita koa mba mahita tombony amin'izany izahay ka mba milaza hoe hajao ny ananana. Ary teto dia namerina foana aho fa tsy hisy afaka hitondra mandrakizay izany fa tsy maintsy miova io koa tsy tokony hifanipy baolina sy lova tsara ve fa dia ny hifanenjika sy hisy hifindra fonenana foana amin'ity politika ity. Izahay aloha tsy afaka ny hipetraka andafy ka i Madagasikara mahasarotiny anay.
14. Jeankely
(
17/06/2007 07:44)
Izy efa lasa vazaha ko. Izaho tsy miteny ny rehetra fa ireo mpanambany Malagasy no resahako. Mahita ankizy nianatra Lycee francais (clavier io fa ahitsinareo foana ny fautes-nay an!)aho avy eo nanohy taty andafy ary miasa aty saingy hoy izy hoe lany taty ny volan'ny Ray amandreniko noho izany miasa aty aho aloha manarina izany. Bandy milay sady mahay leiry ary tsy manambady vazaha fa mbola naka Malagasy ary manana ny maha izy azy. Tsy mbola nandre azy nanompa Madagasikara aho. Koa tsy ny Malagasy rehetra aty ivelany akory no disoina.
16. marozevo
(
17/06/2007 21:00)
Ary angamba aza ny maro an'isa amin'ny Gasy aty ivelany mihitsy.... no tsy disoina izany e...
17. Jeankely
(
18/06/2007 01:24)
Ka ilay manopa Malagasy anie no manokatra sy mifandona eto fa tsy ny olona milay e. Raha avela hanararaotra hiteny foana ny resaka fandaniana jiro sy fitaritana ny olona tsy hivoatra dia mazava fa hivareraka tokoa ny olona satria ry zalahy tafita andafy aza manao izany. Noho izany tsy maintsy miaraka foana ny attaque sy contre attaque.=))=))=)).maty VINDINA fa "Tezitra" be, tsy adino "Bazylou".=))
