Ohatra ny tsy tsara kay
1. xxx
(
13/06/2007 15:31)
Ilay tafalatsaka ao anaty fitiavana e. Ohatra ny tsy afaka miriaria izany fa any foana ny saina. Mila ody tsy fitia.
répondu par cutie le 21/06/2007 23:13
2. Fiffi
(
13/06/2007 15:44)
heu...tsy fantatra mihintsy zay zavatra tian'olona an ! be siasia be loatra !
tsy io tena fitiavana io ve no tadiavina eh ? ny mila fitiavana mitady ! nareo manana indray toa tsy faly ?
Ka ho ataonao aiza aza ny sainao raha tsy any am olon-tianao ? nga hono misy maha-ratsy ane'zany ?

3. ratonga
(
13/06/2007 19:03)
tsy misy maharatsy azy mitsy kàh, maha tsara izay atao rehetra aza ô kontréra, zàh zao ny saiko any @zay oul iray izay fôna hummm...:*:*:*
5. tess
(
13/06/2007 20:06)
xxx::-D:-D:-D:-D korazy!!!!
Ilay tafalatsaka ao anaty fitiavana e. Ohatra ny tsy afaka miriaria izany fa any foana ny saina. Mila ody tsy fitia.
6. la
(
14/06/2007 06:29)
xxx> efa tafalatsaka ve mbola ody fitia ndray??:roll: zao ary efa any fona ny saina sy ny eritreritra, tsy aleo ve le tena fitiavana toy izay fitiavana forcena e?, otran forcena nge ra misy ody fitia zany e!!
Bonne continuation amle tafalatsaka an hihihi:D:)
Bonne continuation amle tafalatsaka an hihihi:D:)
8. Jeankely
(
14/06/2007 10:09)
Efa hita fa mampiresaka Raxxx. Aiza no hisy tsara sahala ny ao anaty fitiavana. Raha terena efa hoe tsy fitiavana fa fanerentena. Raha miaritra dia gadra koa fa tsy sitrapo. Mandeha ho azy io raha tena fitiavana ary satry aza any foana. Tsy izy no manery anao fa ianao no mitady. Ny olana fotsiny dia matetika tsy tafahoana fa ny iray lasa aloha ny iray mbola variana sy manontany tena. NY iray tonga ary ny iray koa mety variana tampoka koa. Aza atao kilalao fotsiny fa mankarary ny sasany.
10. menalamba
(
15/06/2007 20:42)
Favy io an....mangalà fafiny tsara dé kafirio mihintsy é:*:*:-D:-D:}:}
11. hery
(
18/06/2007 09:14)
mety izao no manjo an'i xxx.
Efa manambady ohatra na efa engagé amin'ny sipa hafa vao mahita ilay tena fitiavana amin'olon-kafa dia very eo :-)
gravy io fa misy fanafodiny :-)
Ataovy be dia be dia tsy hitan'ny saina sy ny fo intsony ny handehanana :-)

20. melody
(
20/06/2007 09:09)
xxx: tsy mamadika fa manohy ilay resaka izaho e, hoy nathie86:
ka rehefa tsy mazava ve tsy aleo manontany? Hasio jiro ary aloha hanazava ry xxx raha hazonao ny tiany ho lazaina:wink:
ra za anefa d tsy tiako lay tafalatsaka ry reto an
ka rehefa tsy mazava ve tsy aleo manontany? Hasio jiro ary aloha hanazava ry xxx raha hazonao ny tiany ho lazaina:wink: