dia raharahan'iza ialahy le8 na ho faty eo aza e!!
1. bazylou
(
13/06/2007 09:06)
fa angaha moa ialahy no tompon'ny Madagsikara ?? ary mba izy tenany angaha tsy mpanararaotra ireto gasy namany e ???? jereo ilay menaka ???
koa raha tsy anazy ny bp sy ny total koa!!:-D:-D:-P:-P
koa raha tsy anazy ny bp sy ny total koa!!:-D:-D:-P:-P
répondu par tsotrabe le 05/07/2007 13:40
2. Fiffi
(
13/06/2007 09:38)
de maninn ?:roll: izy koh nga nangataka anao hoe mba raharaho izy raha maty ? :roll:
5. dasy
(
13/06/2007 12:50)
Ny President Ravalomanana dia filoha ny Madagasikara na iza na iza, tsy adala akory izahay nifidy azy,izay tsy tia dia mahazo miala , raha any ivelany dia tsy miverina intsony
6. bazylou
(
14/06/2007 12:04)
hita fa adala daholo ianareo nifidy azy, efa izao no manjo mbola manompo azy ihany:::°):°):°):°)
9. tsotrabe
(
05/07/2007 13:40)
Bazylou rehefa tsy tanty n mipetraka aty andafy dia avy miverina aty Dago raha tsy zany d matesa any antanin'olona any ialah sy ry Ratsiraka!8O....eo be resaka aty andafy kanefa olona tsy mahsahy manasoa ny fireneny akory fa mialokaloka aty ! mitsoaka adidy fotsiny. Adala zany zahay miasa mafy isan'andro eto fa tsy hisy hiraharaha zay politika eo!
