Alleloia Mahaleo
1. patolas
(
10/06/2007 18:37)
Azafady raha mba manana ianareo fa mitady ny partition n'ilay hiran'i Mahaleo Alleloia aho azafady na hoe aiza no mety ahitako?Misaotra mialoha.:oops:
répondu par patolas le 10/06/2007 19:00
3. patolas
(
10/06/2007 18:45)
Pissoa misaotra betsaka @ ialay tononkira fa mety misy manana ny note ve ianao ahafahana mihira miaraka@ orgue na guitare?
4. pissoa
(
10/06/2007 18:50)
:oops::oops::oops:
zafady fa neveriko fa "Tondrom-peo" le soratra etsy @ sisiny, kay hoe "Hampiditra tondrom-peo" :-D
zafady fa neveriko fa "Tondrom-peo" le soratra etsy @ sisiny, kay hoe "Hampiditra tondrom-peo" :-D
6. patolas
(
10/06/2007 19:00)
Ay ve ironie ailay teninao teo hoe!sambany teto @ site ity aho ka miala tsiny fa tadiaviko maika manko i hira io satria io no Allaloi ho hirainay @ fanam-badiako ka tsy hain'ilay olona hitendry orgue satria vazaha ilay olona.:!::oops::?:
