feno fandemen-tsaina
1. bazylou
(
07/06/2007 23:27)
ry jeankely be:roll::roll::roll:
répondu par ranitse le 29/06/2007 10:18
8. paris10
(
08/06/2007 12:15)
niverina indray bazy de aza mifamaly tsony @ jeankely fa mandreraka be an!:evil::evil::evil:
9. marozevo
(
08/06/2007 17:32)
Sao dia mba ny SERASERA ary no lazain-dRangahy io fa feno fandemen-tsaina.
Tsy voatery ho eto izy raha matahotra halemy saina.
Tsy voatery ho eto izy raha matahotra halemy saina.
11. marozevo
(
09/06/2007 09:32)
Zana-borona be hambom-po
matoa mitsindroka voankazo lou.
Fa ny masaka aza tsy lany,
sanatria izay hifanambitamby.
Hiranay tamin'izahay mbola boay kely io.. (1970-1980)
matoa mitsindroka voankazo lou.
Fa ny masaka aza tsy lany,
sanatria izay hifanambitamby.
Hiranay tamin'izahay mbola boay kely io.. (1970-1980)
