fanampin'anarana gasy
1. tyty
(
07/06/2007 14:18)
mba samia ho manome izay fanampin'anarana malagasy fanomen'ny RAR @izao fotoana izao, na vavikely na lahikely
répondu par melody le 15/06/2007 20:12
2. booboo
(
07/06/2007 14:27)
Ny an'ny malagasy tô tsy mitovy @ tandrefana hoe ny brigitte/ryan ndray zao no malaza dia brigitte/ryan aby zay teraka :^):^):^)
3. haretsarobidy
(
07/06/2007 14:55)
Hitako tena be mpanao izao raha vavikely dia ny anarana hoe:Harena, Tsiky.
Ny lahikely indray dia ny hoe:Haja
Ny lahikely indray dia ny hoe:Haja
7. Fiffi
(
07/06/2007 17:17)
mignone::roll::roll: anarana mi-haja be io ve akia de ntaolo kosa ? :roll:
lé haja efa ntaolo be knouuuu
14. wooda
(
07/06/2007 22:15)
:-D:-D sélieu @zay za eh!
lahy: Nomenjanahary, Harenamamy, euh ... Hery!
vavy: Sophia, Lamia, Karen, Fanja, Lanto, Miora (ty no tena tiako ra miteraka vavy)
na le ps rehetra ato aza de efa misy échantillon mety ampiasaina! :wink:

19. kelly13
(
08/06/2007 09:19)
vavy: andrianina, nandrianina
lahy: ndriana, andrianina, nandrianina
le sady andahy ambavy no hitako mahafinaritra
lahy: ndriana, andrianina, nandrianina
le sady andahy ambavy no hitako mahafinaritra