hangataka hira

1. andreasr ( 07/06/2007 07:04)
manaona daholo nareo saika mba angataka ny hirany north and center ilay moe mangatsiaka ny tontoloko nilazanao lasa maizina ny androko raha tsy eo ianao...... DIA MISAOTRA BETSAKA DIA NY MILOHEEEEEEE
répondu par Fiffi le 07/06/2007 21:05
2. xxx ( 07/06/2007 14:51)
jereo klip gasy
3. Fiffi ( 07/06/2007 17:43)
tsy misy ao !
4. ravox ( 07/06/2007 18:44)
nofy(Lalatiana)hi every body!angataka hira za oh!nofy(Lalatiana).bye daholo!:*:b
5. Fiffi ( 07/06/2007 18:51)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=418
6. sitlo ( 07/06/2007 20:47)
zao le an-dravox izao mihitsy le tsy mahalala fomba mihitsy :twisted:
sady everybody izany koa mikambana ny fanoratana azy
7. Fiffi ( 07/06/2007 21:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537