mitady hira

1. hfr ( 06/06/2007 12:02)
manahoana!

mba mety hanananareo ve ilay hira ny Fascination mitondra ny lohateny hoe "Je Pense" iny efa ela ihany ilay hira iny mantsy.
misaotra e:?:
répondu par Fiffi le 09/06/2007 06:39
2. karinah ( 06/06/2007 12:46)
Manahoana oh ! :Panontanio ny namana Jimna fa izy mety manana an'io.:wink:
3. Zohiss ( 06/06/2007 13:48)
Za mahay iny hira iny h@ farany: le oe:
"tu ne penses qu'à toi et tu deviens de plus en plus egoïste,
ça m'est egale,
Maintenant je vais te dire une chose, j'ai pas besoin de ton amour et met ça dans ta tête..."
Fa za indray mitady K7 na CD fascination mitsy sao dia mba misy manana?
valio @ toky.transit@maexitrading.com
4. Fiffi ( 09/06/2007 06:39)
aleo aloha hitady......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612