18.3 - mpamadika
2. Fiffi
(
05/06/2007 10:14)
heu.....ho sarotra tadiavina zany mpamadika zany an ! :{:{ :-D:-D vazi2 io an ! fa aleo aloha hitady...:)
6. Fiffi
(
05/06/2007 16:02)
mikeboss: heu....nahita an'le "mpamadika" hiany fa....mbola .....rehefa vita de alefako eto hiany !
7. sitlo
(
06/06/2007 18:42)
kay le, mazoto kosa fiffi handika an'iny koa. :°)
...
mpamadika mody mikalokalo
kanefa ohatra ny dahalo
mamono raha vao mandalo...
...
mpamadika mody mikalokalo
kanefa ohatra ny dahalo
mamono raha vao mandalo...
8. Stretch
(
06/06/2007 19:20)
izy handika ary tsy kivy . . .[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0021.gif[/IMG]
10. Stretch
(
06/06/2007 19:26)
fa ny tena tsy azoko eto , ngé de zao e !
tena atao inn marina le tonokira,
zay mangataka eto de any de tsita ,ndray aza tsy manoratra akory refa eo le tononjavatra :{
tena atao inn marina le tonokira,
zay mangataka eto de any de tsita ,ndray aza tsy manoratra akory refa eo le tononjavatra :{
11. sitlo
(
06/06/2007 19:41)
marina mihitsy izany, dia misy indray le mangataka ilay hira tetsy ambany ihany :twisted:
12. Stretch
(
06/06/2007 19:47)
za manokana klou tsy we sanatria fanaovako tsinotsinona ity takelaka ity an !miala tsiny miala zay azo alana rehetra am hHery tsiky de ampy,
fa tsy hitako we atao inn le tonokira , ra klipy de manaiky a !
ary hitako fa le mpangataka tonokira tena ol titena tsy laitra dôôly ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/copains-9247.gif[/IMG]

13. sitlo
(
06/06/2007 19:57)
momba tanteraka amle hoe tia tena, fa tonokira kosa aloha ilaina eh, satria tsy ny hira rehetra no misy klipy :°) tsy aleo mp3 a
14. Stretch
(
06/06/2007 20:00)
mafatifaty kosa reo smile mitsam reo an !
ka alefaso ary le mpdrei , za zao efa leonileony ny hirako ao anatiny tahirikirafindaiampaosy ao mintsy :-P
ka alefaso ary le mpdrei , za zao efa leonileony ny hirako ao anatiny tahirikirafindaiampaosy ao mintsy :-P
15. sitlo
(
06/06/2007 20:14)
ye mahadiedie be le smile mitsam
kay ndry mpihira hmmmmmmmmm, alefaso hoe henoina. Sady za zay ela tsy naheno tararaka :-D
kay ndry mpihira hmmmmmmmmm, alefaso hoe henoina. Sady za zay ela tsy naheno tararaka :-D