baby fone

1. xxx ( 04/06/2007 19:37)
Loza ry reto saika tapaka ny lalandran'ilay rahavaviko fa hay mifampi capte ireto antsoina hoe baby fone.....:roll::roll:
raha nisakafo tany ambany ny olona ny zazakely matory any ambony any am chambre-ny, ny baby fone iray any am chambre bebe ny iray aty andakozia,
injao fa nitomany ny zaza, kivy lay reniny hoe taitra sahady, dia naheno feombehivavy niresaka tam lay zaza, vao maika me mikika mitomany ny zaza....
dia hoy ilay ramatoa heno hoe raiso izy e!...
torakovitra ny tao ambany hoe misy mpangala-jaza tonga any ambony mangalatra ny zazakely...
ny reniny nalemy lohalika raim teo fa ny dadany nahavita nihazakazaka n y totohatra...jerena natory tsara ilay zaza teo vao gaga hoe misy fantôme ato amity trano ity:roll::{
lasa ny fisainana hoe sao ny baby fone no micapte any ankafa
nanotaninana ny voisins zay manana zazà....kaly lay ramatoa en face no manana zazà dia capté tao antrano ny baby fone-ny:-D:-Dafa-doza marina...sady trano vao nifindràna dia tena natahotra mintsy....
hay ve ka otrzany ny baby fone itony.....
répondu par xxx le 09/06/2007 20:46
2. xxx ( 04/06/2007 21:09)
:roll:
3. wooda ( 04/06/2007 22:06)
:roll:
4. sakaizakely ( 05/06/2007 08:36)
oudryyyyyyyyy !:roll::roll::roll:

nareo kou matahotaho poana zalahy e!

mahatratra 100-200 m ny capacité de réception'ireny zavatra ireny, donky mazava ho azy fa misy interference @ ondes akaiky manodidina ho an'ireo izay mampiasa babyphone rehetra. Raha samy kely anaka daholo ny manodidina dia aleo ampiana caméra mihitsy aza. Efa betsaka modèles toy izany ankehitriny.

De tandremo manao n'ngôlô n'gôlô akaikin'ny capteur fa de henon'ny manodidina koa an !! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 05/06/2007 08:58)
ye tokony ho fantanareo le capacité-ny le baby phone
misoratra ao @ le notice , sa baby phone latsaka tany @ camion?:oops::oops:
marina io voalazan'i sakaizakely io


6. xxx ( 09/06/2007 18:05)
cf" desparate housewives"
7. xxx ( 09/06/2007 20:46)
azo ovaina ny fréquence n'ny baby fone, vakio tsara ny notice (raha mbola any :-) ) dia ovao dia tsy mi capte resak'olona intsony izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1419