Célibataire

1. diamondra27 ( 04/06/2007 15:03)
inona no mahatsara sy ny maharatsy an'io?

hatr@ firy taona no itiavanareo maha celibat anareo?

ary raha ohatra ka manambady ka tsy mahatanty fakampanahy de manome limite d'âge ve nareo hoe: hatreto ihany fa raha feno zao taona za de ajanoko @izay 'ty sipsasipa ity.

misokatra ny adt hevitra
(l):-*:-*(l)
répondu par hantakely le 22/07/2007 21:28
2. diamondra27 ( 04/06/2007 15:09)
ny ahy manokana aloha zany de voafetrako ny fotoana e
we rehefa 26 ans manambady refa nahavita fianarana...
de miteraka
de zay vao miasa
etc...
De tratra le tanjona ...


Le célibat zany misy mahatsara azy amiko satria io ny période isaintsainana ny ho avy fa tsy natao hilalaovana na hanaovana tsinotsinona ny vatanao araka ny soratra masina
raha sanatria ka nanao fitiavana nefa tsy namokatra dia atao ahoana fa dia @ny sisa no manarina

be de be hono izao ny célibat an!


3. Fiffi ( 04/06/2007 17:40)
diamondra27:
hatr@ firy taona no itiavanareo maha celibat anareo?
heu.....nga hono io azo kalkuléna zany ? rehefa tonga ny anjara de zay koh !


4. sipagasy ( 04/06/2007 19:04)
mmhh tsy mitovy ihany ve ny hevitra tiana avoaka eto sy ilay hevitra tiana avoaka ao @ dinika nosokafan'i laracrofy toe vieille fille????? sa ve tsy mahazo resaka indray aho :-P;-)
5. tess ( 04/06/2007 19:31)
sipagasy: eto toaz misy hoe inona no maharatsy sy mahatsara ny fiainana celibataire ko!


ny fiainana celibat aloha tsara e! satria afaka manao zé tina daninin'ny kibo, raha tsy te hiaiana amin'ny fifampifehezana dia aleo celibat ihany fa izany fahazarana izany tsy mety tsony raha vao manambady...:wink:

vive les celibatssssssssss!;........
6. kally ( 04/06/2007 19:41)
Mpivady mifanara-tsaina tsara anefa hitako tsara noho ny célibat,tsy mahatsiaro mangina,manana soroka ianteherana nefa mbola afaka mivoaka miaraka amin'ny namana,manao izay mahafinaritra rehetra, rehefa mifampatoky sy tsy mifampipetaka be loatra dia tsara lavitra noho ny mitokana ny manambady.:?
7. tess ( 04/06/2007 19:45)
kally: ka tena rare ilay mpivady mifanaratsaina otrzay kou! ny ankabeazany ny hasarotampiaro no betsaka dia tsy mahazo mande single mitsy:wink:
8. kally ( 04/06/2007 19:49)
tess:

kally: ka tena rare ilay mpivady mifanaratsaina otrzay kou! ny ankabeazany ny hasarotampiaro no betsaka dia tsy mahazo mande single mitsy:wink:



Izay indray akia no tsy hitako fa tsy nanandrana azy rehetra aho fa aleo atao hoe tsara vintana aho izany:lol:
9. tess ( 04/06/2007 20:26)
ié! tsara vintana indriko fa maro ny sarotiimbady:x
10. diamondra27 ( 04/06/2007 21:37)
sipagasy:

mmhh tsy mitovy ihany ve ny hevitra tiana avoaka eto sy ilay hevitra tiana avoaka ao @ dinika nosokafan'i laracrofy toe vieille fille????? sa ve tsy mahazo resaka indray aho :-P;-)



tsy mitovy aloha le izy amiko satria za manontany we: tsara sa ratsy le celibat, de oviana no tokony hanajanonana azy raha manana tanjona ianao etc...

11. diamondra27 ( 04/06/2007 21:49)
tess:

sipagasy: eto toaz misy hoe inona no maharatsy sy mahatsara ny fiainana celibataire ko!


ny fiainana celibat aloha tsara e! satria afaka manao zé tina daninin'ny kibo, raha tsy te hiaiana amin'ny fifampifehezana dia aleo celibat ihany fa izany fahazarana izany tsy mety tsony raha vao manambady...:wink:

vive les celibatssssssssss!;........



mitovy aloha ny hevitsika saingy rehefa mandroso ny taona dia mila namana ihany eo @ fiainana ka!
de refa fety iny koa ny olona retra miaraka @ vadiny de ianao zany seul dans ton coin sa ahoana

raha tsy hoe: efa zatra solitaire de tsy koi zany
(tahaka ahy hihihi)
12. diamondra27 ( 04/06/2007 21:51)
kally:

Mpivady mifanara-tsaina tsara anefa hitako tsara noho ny célibat,tsy mahatsiaro mangina,manana soroka ianteherana nefa mbola afaka mivoaka miaraka amin'ny namana,manao izay mahafinaritra rehetra, rehefa mifampatoky sy tsy mifampipetaka be loatra dia tsara lavitra noho ny mitokana ny manambady.:?



raha sendra ny olon atsara de tsara ny manana namana fa hoy le fitenenana izay hoe:
" vaut mieux être seul que mal accompagné"
13. wooda ( 04/06/2007 23:36)
nareo vhv ireto dia tena mahay mametraka question!
sady @zay koa tena mahaliana!

diamondra27-->za lhl fa mitovy hevitr @nao mintsiny za @le "vaut mieux être seul que mal accompagné"
14. johnnyandri ( 05/06/2007 02:37)
Amiko ny fiainana celibat dia tsara foana na ratsy ny zavatra atao na tsara. Ratsy, mbola misy ny fotoana hanaovana ny tsara aoriana raha tsy maty, tsara tsy misy kozy fa tsara izany ka inona indray? Eo no fotoana hanaovana io fanaandramana rehetra io, iisintonana lesona na itadiavana traikefa. Mety ho ny fitiavan-tena , na ny fatahorana handray andraikitra eo amin'ny fanabadiana, na mety koa ny fahatsapana fa mety hisy olona tsy mahazaka ny toetran'ilay olona na hafa koa no mahatonga ny olona sasany hijanona ho celibataire mandritry ny fotoana maharitra na mandrakizay. Mety tsy fahatokisan-tena koa kanefa te-hiroso. Tsy mety matotra ohatra. Rehefa manambady dia hafa indray n fiainana fa tsy ilay taloha intsony no tohizina satria ny revy efa vita. Fa ny fanambadiana no hatrehina, mihena ny fanaovana ny danin'ny kibo.
15. Jeankely ( 05/06/2007 03:44)
Raha lava loatra ny fotoana hijanonana ho Célibataire dia tsy afaka ny hanambady ara-dalana ianao satria ny fanambadiana dia fampitambarana saina roa izay samihafa ny nitaizana azy nefa hiaraka honina. Ny zatra mandeha irery dia mihevitra fa mety ny lalana nizorany ary sarotra ny hifandraisany aman'olona. Matetika milaza ho manana ny fahendrena izy ary indrainrday aza mananatra ny manambady izy nefa tsy mahay akory raha miditra. Amin'ny Malagasy dia misy fotoanany daholo ka izay no nahatonga ny hoe adinoko fa tsy ampy " tanora ny tsy hilalao miakara ho antitra, antitra tsy hitafasiry mandehana ho razana ary razana tsy hitahy mifihaza hiady vomanga"=))=))
16. diamondra27 ( 05/06/2007 09:00)
wooda:

nareo vhv ireto dia tena mahay mametraka question!
sady @zay koa tena mahaliana!

diamondra27-->za lhl fa mitovy hevitr @nao mintsiny za @le "vaut mieux être seul que mal accompagné"


:-D:-D:-D
ka hila fahasahiranana kosa ve!
ny fitiavana amiko de fifaliana , fiadanana, fahasambarana , fifanampiana fa tsy zioga

refa tsy tafiditra anatin'ireo ny critère de aleo seule

17. diamondra27 ( 05/06/2007 09:02)
jeankely: aleo hieritreretina zany , de zay nge no mahatonga ahy mametraka question we tokony hafiriana no hijanona celibat e!
18. Jeankely ( 05/06/2007 09:17)
Izay tsy mahasahy maty tsy mifono lamba mena ry Havana a. Mahazo mijanona "seule" ianao fa na izany aza hafa ihany ny mahay mitondra ny sarotra sady tsy mitsoaka fa mahatanty. Kanosa ny matahotra jioga izany ary tsy jioga io rehefa mahay mitondra azy fa tena fahasamabarana=))
19. kallie ( 07/06/2007 07:22)
kway... ts d azoko ny atsasaky ny tin'i Jeankely tenenina, fa ts manin
Miankina am ça dépend reto io a, misy ol efa 45 taona mbola mieritreritra fa mbola tsy naavita fiainana sy revy iany, misy olona 19 taona efa mahatsiaro ho tsy tokony isaraka amlay olona tiany tsony... arakaraky ny ol io fa miombokevitra amle "vaut mieux être seul que mal accompagné"
ko alo za e. Fa ny maita ol ôtran'ny anay sy Kally no tena tsara, sa ts zany? tsy saropiaro fa mifapatoky
20. xxx ( 07/06/2007 08:18)
Jeankely:

Izay tsy mahasahy maty tsy mifono lamba mena ry Havana a. Mahazo mijanona "seule" ianao fa na izany aza hafa ihany ny mahay mitondra ny sarotra sady tsy mitsoaka fa mahatanty. Kanosa ny matahotra jioga izany ary tsy jioga io rehefa mahay mitondra azy fa tena fahasamabarana=))



OK

Amiko koa dia hafa mihintsy izany hoe 2 , na misy adiady ao na misy olana na misy inona, rehefa 2 samy vonona dia tsara be foana , tout cela fait partie du jeu fa rehefa afaka avy eo vao maika koa tena manja :-)

Sao dia nanantena chemin sans embuches kosa aza ny ankizy sasany dia tonga dia kivy be no nahatonga ilay hoe être seule que mal accompagnée ? Mitaky asa sy fandava-tena be dia be aloha ny hoe 2 ka raha toa ka miandry ho servie sur un plateau en or ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2119