Ahoana ny atao refa maditra be ny lehilahy

1. xxx ( 04/06/2007 10:38)
Maditra be ny sipako de tsy hitako rsony ny ataoko anazy.Tiako izy nefa tsy zakako ny ataony.De tsy haiko oe inona ny tokony ataoko.Ampio eh:P
répondu par gasinamana10 le 26/08/2007 18:05
2. booboo ( 04/06/2007 10:42)
hombohy e ! :roll:
3. anjaran3 ( 05/06/2007 03:35)
maditra aona aloa izany maditra izany e! miaraka amin'ny njoba afa ve ? fomban'ny koff boay io fa ombony foana izy raha tia anao !aza isarahana izany raha tinao izy .raha ny marina izany tsy hitako izay azo atao any koff boay raha maditra satria izao koffboay fa reveo m'lam eny izy e!=((
4. pissoa ( 05/06/2007 05:39)
dakao :oops:
5. voara ( 05/06/2007 10:44)
homboy,reveo m'lay ,dakao :-D mety doholo reo fa i xxx anie ka tianazy ;raha ny tena marina dia ianao ihany no mahita ny tokony hataonao azy fa mba sosokevitra kely fotsiny no arosoko :rehefa ilay izy manao toetra tsy zakanao iny dia somary aza rarahiana ,avelao hanao ny adalany eo de ianao manao zavatra hafa hanarianaodia tsy hieritreretanao azy sy zay ataony,ny bandy raha vao ràràndry @ zavatra ataony vo maika midingidrambo ,sarotenenina eeeeeeee ny bandy sasantsany an sao mahazo tsongo eo zà
6. Stretch ( 06/06/2007 05:40)
ialao lavitre !
7. nikopol ( 06/06/2007 08:23)
lelafo
8. Fiffi ( 07/06/2007 05:21)
9. er29 ( 14/06/2007 07:43)
ataovy zay anadinoana azy é,matoa ny lahilahy manao ny ditra dia misy tsy ampy hono ao @ le miaraka @ fangaha koa moa ny lehilahy mahafapo?aleo ialana fa tsy manaiky itsakitsahana zany ny fiainana mbola ho lava ny hafa mbola feno:wink:
10. cbd ( 15/06/2007 00:04)
er29 >> 8-)8-)8-)8-)

Tsy misy fanazavana zany fa tonga de vavany :-/:-/
11. mioratsara ( 27/06/2007 14:23)
slt,zao a ra lehila maditra d za no tena nahita ary niaritra ny mafy,ka ny tiko ho lazaina d oe tsisy olombelona tanteraka eto an tany fa ra mbola azo ihafiana d aleo miafy,nefa tsisy zvtra iaretana mandrakizay ko anefa an!satria mino aho fa tsy mbola vadinao izy,ka refa tena mafy d ny miala am-panajana no mety,fa ty misy hevtra tena mahomby:tambatambazo izy,anehoy fitia,ary aza kitakitaina fa zay no tena tsy zakany lehila,ho hitanao fa hisy fiovana izy,a bientôt:lol:
12. rokinmax ( 16/07/2007 19:49)
refa maditra B ny lehilahy d ho ento any ampiangonana D asaivo hametrahan'môpéra na pastera na mpiandry tànana!! misy dévoly izy matoa maditra !!
13. volana1 ( 20/07/2007 12:42)
Marina ny an'i mioratsara fa ho fanampiny dia manaova famenoana ny banga ianao, mba mitadiava fitia kelikely any ambadika dia hadinonao ny ditrany, raha anjaranao io tsy misaraka ianareo, fa ilay miaritra be tsy misy compensation ambadika kosa aloha dia hampalahelo fa rehefa any aoriana ianao vao hanenina.
14. mosikely ( 13/08/2007 12:26)
:*:^)mivava mafy
na manova koa
15. Fiffi ( 13/08/2007 12:33)
:roll:
16. marsvao ( 17/08/2007 22:46)
misy ve izany?Tena masitra be ve???
17. gasinamana10 ( 26/08/2007 18:05)
tsy tia anao izany izy sady tia tena fa enao ihany no tia azy, tsy mety zany fa aza maneky atao sovaly zany, be ny olombel manana fitia omena, ialao fa mpamono e, ny fotoana no fanafody fa aza matahotra, traikefa efa nolalovanay io, mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7726