Solika Ndrematoa, Vady

1. ravaka2007 ( 04/06/2007 06:20)
Miarahaba anareo ô!!

Mba saika angataka an ilay hiran'i Solika:Ndrematoa,

Vady.

Misaotra drindra tompoko.

Ravaka
répondu par ari.malala le 06/06/2007 07:13
2. tslem ( 04/06/2007 06:29)
'Ty ve zany?

Afa-po, toy ny tanala very sampy
tofoka aho ka aok'izay
andeha vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny sasany ianao ka mba hakipakay

Mba henoy izay teny ho teneniko
fa aza dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako
'ndrematoa ô
ny soa nifanaovana ataovy ao an-tsaina
ianao no namoizako ny hafa e
ianao no efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto ô
ny andro efa alina,ny tenako malemy.
3. ari.malala ( 04/06/2007 12:18)
tslem, tsy io ky fa le ndrematoa misy hoe ndrematoa o zany foko lasanao de tsy haiko tsony a! fa le vady tsy haiko!
4. sympa ( 04/06/2007 13:55)
5. ravaka2007 ( 04/06/2007 14:55)
misaotra e!! fa tsy misy mahay mitsy ve zany io.

de aona !
6. Fiffi ( 04/06/2007 15:10)
zah aloha tena tsy mahay an !
7. booboo ( 05/06/2007 13:11)
ravaka2007 > misy hoe ahoana lay "vady" sy "ndrematoa" ?
8. ari.malala ( 06/06/2007 07:13)
booboo, le hoe ndrematoa misy hoe

Ndrematoa o, zany foko lasanao...

Fa le vady tsy haiko mints, ts mbola henoko akory aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0694