Mahaleo

1. tovolahy007 ( 04/06/2007 00:05)
manahoana daolo!
Mba ilazao vaovao momba an'ny le mahaleo tao @ Olympia raha mba mety e.Raha mety de asio sary mitsy ra ohatra ka.Ny tena moa aty alavitra be aty de tsy afaka ny mba namonjy an'io lanonana io ka izany ny antony mba hangatahana io vaovao sy sary io e.Dia misaotra mialoha e.
répondu par cutie le 08/06/2007 23:18
2. cutie ( 04/06/2007 02:42)
sali e
ela tsy hita a :lol:
oups HS.:oops:
3. Fiffi ( 04/06/2007 05:40)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46474234c2a72
4. sympa ( 04/06/2007 11:12)
cutie :arrow: =))=))=))=)):-D:-D:-D:-D
5. cutie ( 04/06/2007 11:20)
sympa
mahatapa-tsinay mitsy ve e lol
6. cutie ( 04/06/2007 11:20)
sympa ka vo nahita an'le ps tovolahy za de taitra be fa efa ela be izy no tsy hitako koa:lol:
7. sympa ( 04/06/2007 12:21)
cutie :arrow: zany ve :?: Hay ve enao mahatadidy oll be otry izao kle :!: :-D:-D:-D
8. Fiffi ( 04/06/2007 16:10)
9. melody ( 04/06/2007 21:22)
cutie sy sympa: navadikareo sahady zalahy ilay resaka Mahaleo a... tsy afa-po @io valiteninareo io tovolahy007
Hivôka ny DVD an'i Mahaleo @ Dec. raha tsy diso izaho dia ho hitanao eo daholo ny rehetra e.. manana faharetana kely fotsiny o!:wink:
10. nelina ( 07/06/2007 13:59)
sympa:

cutie :arrow: =))=))=))=)):-D:-D:-D:-D



:*
11. cutie ( 08/06/2007 23:17)
melody
hivoaka aiza io :lol:
12. cutie ( 08/06/2007 23:18)
Mpandefa : sympa [ Valio ] 04-06-2007 14:21:52
Lohateny : Re : Mahaleo
cutie zany ve Hay ve enao mahatadidy oll be otry izao kle

sympa
misy olana nga??
sa i sympa koa oul tokony hotadidiko lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0521