inona no ataoko?
1. xxx
(
01/06/2007 07:29)
mila fanampiana reto fa afaka 1 volana eo ho eo ny mariaziko, olona tiako b izy io, mifankafantatra tsara izahay ary fantatro fa tia ahy be koa izy, mahafohy ny rehetrany ho ahy, tendre sns, olona tena faran'izay tsara fanahy.
Izao anefa, tsy aiko na stress avant mariage na aôna fa ôtran'ny mihena ny fitiavako azy, ary ny "loza" dia lasa attirée par les filles za.
Mariako fa physiquement aloha io e.
Lasa ny saiko oe, sao dia lesbienne ary za?
Inona no ataoko? sa ny fitaintainana amin'ny fiomanana no mahatonga eritreritra be?

répondu par litabaombinn le 10/07/2007 08:34
2. Jeankely
(
01/06/2007 07:42)
Raxxx koa ity loza kano. Ataovy ny mariazy fa izany foana alohan'ny fety e. Rehefa ao lehilahy no hiraisana fa inona indray ity resaka "lesbienne" ity? Ataovy fantantry lery io fa matahotra leiry. Tandremo.
3. diamondra27
(
01/06/2007 08:44)
tena marina ve sa fantasme io e!
sao de resaka e! fotsiny mampiresaka ny olona eto
mila fanazavana bebe kokoa raha tena marina raha azo atao
ny fanampiana tadiavinao dia momba ny inona?we lesbo na tsia ve?
Mety mihena ny fitiavana na hijery sipa ianao na tsia, mety ihany koa araka ny voalazanao mbola tsy vonona @ le mariazy de lasa mihena an-toerana le sentiment
attirer physiquement zany amiko tsy midika fa we enao lesbo, za zao raha mahita bandy bogosy tsara tarehy, tsy midika izany fa andeha hiaraka de hanao firaisana ara-kofo aminy aho fa mba mahafinaritra izy de point à la ligne.

4. lancia
(
01/06/2007 09:14)
Ny mariazy tsy kilalao ka alohan'ny tena hidiranao ao de jereo tsara sy diniho tsara aloha ny tenanao mba tsy hanenenana ny zavatra vita, raha tsy tapakevitra ianao.
5. xxx
(
01/06/2007 10:01)
ataoko fa tapakevitra aho matoa tonga atreto, fa oatry ny mila rassuréna zany aho,tsy aiko raha azonareo, mataoatra aho hoe tsy anintona azy intsony sns, be loatra ny olana itako sy reko amin'ny ankizy vita mariazy.
6. Imahaka
(
01/06/2007 10:10)
xxx> Rehefa mifankatia dia ataovy ny mariazy. Ilay ianao efa zatra be azy no mahatonga ilay "fitiavana" everinao fa mihena, aza atao mahita azy 10 andro dia ho tsapanao fa tianao izy.
Ilay hoe voasarika amin'ny sipa indray, ohatran tsy manin ny fahitako izany satria betsaka ny sipa finaritra ery mahita ny physik ny sipa hafa, tsy midika izany fa lesbienne enao fa mba milay le mijery sipa e!

7. nathie86
(
01/06/2007 11:36)
xxx an za mbola tsy hanambady d tsy aiko hoe stress v zany.
Aza miditra refa tsy vonona eh, teneno izy hoe aleo lo za andinintena.
Ra mila rassuréna enao d i leiry iany no afaka manao an'io ka lazaio azy hoe in no atahoranao.
Aza miditra refa tsy vonona eh, teneno izy hoe aleo lo za andinintena.
Ra mila rassuréna enao d i leiry iany no afaka manao an'io ka lazaio azy hoe in no atahoranao.
8. lancia
(
01/06/2007 12:15)
fa @ fiainana dia tsy maintsy misy ny olana na misy mariazy na tsy misy fa ny fahaizanao mandanjalanja azy sy mamaha azy no zava-dehibe
9. ikalakintina
(
01/06/2007 13:17)
matetika refa sur enao fa tia anao le ol, de hoatry ny mihena zany ny fitiavana, zany oe misy ny iray ambony de ny iray ambany raha atao am filanjana(balence), angamba faniriana fotsiny, am maso mijery le oe tia vhv; enga anie ka handalo zany!, misy foana ny olana eo am fiainana fa de araka ny tenin'i lancia de anjaranao mandanjalanja e!, mahereza
10. xxx
(
01/06/2007 15:42)
Mankasitraka ry zareo fa tsy mora mihintsy ny irery aty antany lavitra aty a.
11. Jeankely
(
03/06/2007 04:30)
Tena sarotra ny irery an-tany lavitra ary raha tsy mahay manaonao foana noho izany mila misaina tsara. Ny resaka problemam-panambadiana resahan'ny hafa dia misy saingy tsy voatery sahala izany ny ahazo anao. Betsaka ny finaritra ary miadana ampanambadiana noho izany "motiver-o" ary "positiver-o" fa aza ny ratsy mahazo ny hafa no ahatahorana ny hanambady. Ny fanambadiana tsy kilalao ary tsy ny fahafinaretana ihany no hita ao fa izany no fanambadiana. Miaina antany na mifankatia be aza dia betsaka ny olana mitranga na resaka fahasalamana izany na resaka zavatra hafa izay tsy safidy fa tonga ho azy amin'ny maha=olombelona. Tairo ny mariazy ary ataovy matsiro be ra xxx a.
13. xxx
(
03/06/2007 18:11)
attirée par les filles za
physiquement aloha io e
sao dia lesbienne
sa fantasme
mihena an-toerana le sentiment
attirer physiquement zany amiko
mahafinaritra izy de point à la ligne
mahita ny physik ny sipa hafa
tsy aiko hoe stress v zany
Ra mila rassuréna enao
matetika refa sur enao fa
"motiver-o" ary "positiver-o" fa aza ny
mba asivo ezaka ihany indraindray ry irety a

14. Jeankely
(
04/06/2007 03:28)
Tairo ny Mariazy dia alefaso ny sary ho jerena o. Ilay azo jerena ihany an! Ataovy milay Raxxx an!
16. andrea
(
04/06/2007 13:26)
xxx:
mila fanampiana reto fa afaka 1 volana eo ho eo ny mariaziko, olona tiako b izy io, mifankafantatra tsara izahay ary fantatro fa tia ahy be koa izy, mahafohy ny rehetrany ho ahy, tendre sns, olona tena faran'izay tsara fanahy.
Izao anefa, tsy aiko na stress avant mariage na aôna fa ôtran'ny mihena ny fitiavako azy, ary ny "loza" dia lasa attirée par les filles za.
Mariako fa physiquement aloha io e.
Lasa ny saiko oe, sao dia lesbienne ary za?
Inona no ataoko? sa ny fitaintainana amin'ny fiomanana no mahatonga eritreritra be?
oudry 8O.. Gravebe zany..Mety betsaka ny antony : Resaka physique ve no mampihena ny fitiavanao .; satria raha tsy izany tsy ho "attirée par les filles", de fa maninona no vehivavy fa tsy hoe lehilahy hafa ?
Sa rehefa miaraka amin'ny vehivavy de tsy anisan'ny mampirafy? sa koe sao tsy mahay manao bisou ( ou plus :D) le rangahy ?? efa hanambady io aza mijery film olon-dehibe intsony alohan'ny mariazy fa manjary mihitatra ny saina !
17. Jeankely
(
06/06/2007 04:53)
Aza mijery film intsony marina fa efa hanao film izao rehefa hanambady. Ataovy ahamety azy ary aza variana mijery ivelany fa mahaiza manodina ny loha e. Be ny tsara eran'ny lalana fa raha samy hanao izany ve tsy demony daholo izany ny rehetra, Rehefa hanambady dia mifantoka amin'ny iray. Na aza manambady raha mbola tia ahita hafa.
18. xxx
(
07/06/2007 11:00)
:lol:
jeankely koa napime ana, tena nitovy hevitra tamiko oe mety diso nijery film i kala .
mieritrereta tsara de vitao ze tokony atao ee
mahereza
jeankely koa napime ana, tena nitovy hevitra tamiko oe mety diso nijery film i kala .
mieritrereta tsara de vitao ze tokony atao ee
mahereza
19. Fiffi
(
07/06/2007 11:02)
xxx:hiteny an'io ve de hihafenana xxx ? :roll:
:lol:
jeankely koa napime ana, tena nitovy hevitra tamiko oe mety diso nijery film i kala .
mieritrereta tsara de vitao ze tokony atao ee
mahereza
20. litabaombinn
(
10/07/2007 08:34)
Ra xxx ah! Asaivo ampireven i lery foana ianao mandra paha tonga ny mariage de @ zay tsy mierikerika intsony