Eczéma

1. minouminou ( 31/05/2007 13:29)
Mba mila torohevitra avy aminareo namana fa mijaly tratr'ity éczéma ity efa 10 taona izao. Misy plaque daholo ny lamosina, ny hodi-doha, ny tratra, ny tarehy, ... ary nanomboka volana vitsivitsy izay ny tanana feno. Efa nanao test tany @ laboratoire sy tany @ allergologue, niova dokotera imbetsaka, nanandrana acupuncture, homéopathie, fa eee tsisy vokany. Tsy hitako intsony izay atao fa dia mandeha rà mihitsy ny hoditra rehefa tena tsy tanty intsony ny miharitra ilay hidihidy. Asa raha mba misy mahalala an'ireny guérisseur ireny ianareo fa misy tena manasitrana hono ireny (aty atsimon'i France aho no mitady). Misaotra mialoha an'izay afaka manoro hevitra.
répondu par lila le 14/06/2007 09:25
2. Fiffi ( 01/06/2007 06:04)
sao de ny savony ?
3. minouminou ( 01/06/2007 13:15)
Tsy savony mihitsy ka, na mampiasa aderma vidiana any @ pharmacie na savony eny @ supermarché dia tsisy fiovàny.
4. kelly13 ( 02/06/2007 14:36)
sao d mila mande mijery dermatologue kosa zany sa efa tany? satria mety tsy allergie le izy fa sao d staphylocoque ===> microbe zany d mila manao antibiotique! misy milaza kou mantsy oe ny echzéma hono d vokatry ny stress diffus (il se reconnaitra ze niteny izay t@ko :wink:). za aty atsimo frantsa fa tsy mahalala guerisseur zany, fa ra mahita ianao d mba lazalazao iany e :)
5. kelly13 ( 02/06/2007 14:37)
azafady eczéma fa tsy echzéma
6. booboo ( 02/06/2007 17:30)
Jerijereo ihany lé piste-na stress araka tenin'i Kelly13 fa marina kounkou io.
7. lila ( 14/06/2007 09:25)
za misy excéma fa ny zavatra remarquer ko am le izy refa tsy manao crise d'asthme aho de mivoaka be izy fa refa mihetsika ny asthme de tsisy mitsy.
jereo ko ny mety mampisy betsaka azy, ny ahy zao refa manao zavatra vita am matière synthétique de misy eo am ze mikasika amin'iny (oh hoe tenda raha collier, trace am kiraro, tadina famataranandro....)
zay fa mirary soa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071