angataka hiran'i Firmin sy Melky

1. hasintsoa ( 30/05/2007 15:17)
angataka hira "izaho mbola tia" an'i Firmin sy Melky azafady
répondu par Fiffi le 31/05/2007 09:39
2. hery ( 30/05/2007 15:48)
Mandehana ao amin'ny site tononkira http://tononkira.serasera.org

Dia jereo ery amin'ilay hoe hitady tononkira
dia soraty hoe Mbola tia dia tsindrio ilay tadiavo

:-)
3. hps ( 30/05/2007 20:16)
za ndray raha mba angataka an'i Melky de ahoana?:-*
4. mimi ( 31/05/2007 07:32)
salut daholo!

ny ahy indray ilay hiran'i Firmin ilay mamela iny ilay vavaka e iny no mba hangatahako fa efa nitady tao @ tononkira aho fa tsy nahita . Dia misaotra mialoha
5. Fiffi ( 31/05/2007 09:39)
"hps":
za ndray raha mba angataka an'i Melky de ahoana?[/quote="mimi"]
ny ahy indray ilay hiran'i Firmin
:roll::roll: k'efa hoe[quote="hery"]Mandehana ao amin'ny site tononkira http://tononkira.serasera.org

Dia jereo ery amin'ilay hoe hitady tononkira
dia soraty hoe Mbola tia dia tsindrio ilay tadiavo

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1042
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1015
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2569