ampidirina ny a!

1. xxx ( 28/05/2007 12:38)
alatsaka ny zanatsoratra a ! sa alatsaka ny a !
ahainga ny zanatsoratra a ! sa ahainga ny a !
ampidirina ny zanatsoratra a ! sa ampidirina ny a !
esorina ny zanatsoratra a ! sa esorina ny a !
répondu par pimaso le 30/05/2007 08:27
2. sonwin ( 28/05/2007 17:06)
dia ahoana? :°)
3. Stretch ( 28/05/2007 17:51)
refa atao anreo retraretra reny ny a de , atao ndray ny b am manaraka.:°)
4. xxx ( 28/05/2007 18:42)
mampatsiaro ahy an'ilay mpampianatra anay iray izay ity resaka ity. Rehefa miteny izy ao an-dalilasy dia miezaka miteny malagasy tsy misy fangarony. Ohatra iray ity: Rehefa manonona lesona dia hoy izy: Voalohany, faharoa.... a bitika, b bitika... (vakio amin'ny teny malagasy)

Nitantara koa izy ndray mandeha fa niara-niasa hoe izy mirahalahy mpinamana. Tonga ny fotoana nitsaharana kely, fa izy mbola nanohy ihany. Dia nisy nanome mofo izy roalahy. Mofo roa. Ka hoy ilay namany taminy: Le kely ve no omena an'ialahy saaa...?
Dia hoy izy: aleo le kely leitsy ny ho ahy fa tsy olana a.
Namana: aleo le kely no ho ahy e,
izy: Eny ary e!
Rehefa avy eo tena gaga izy.
Izy: Izao kosa ve leitsy dia le kely no nalain'ialahy le?
namana: Tena le kely mihitsy no nalaiko, fa le bitika no navelako ho an'ity.
5. Stretch ( 28/05/2007 18:54)
6. xxx ( 28/05/2007 19:33)
alatsaka ny renitsoratra b ! sa alatsaka re ny b !
ahainga ny renitsoratra b ! sa ahainga re ny b!
hampidirina ny renitsoratra b! sa hampidirina reny b
velarina ny renitsoratra b! sa velarina re ny b!
7. xxx ( 29/05/2007 07:35)
ovay "f" daholo indray e!
etc..etc... sa velarina re ny f!
8. xxx ( 29/05/2007 12:57)
atsofoka ny "a" eo anelanelan'ny vody
inona ary ?
9. xxx ( 29/05/2007 13:02)
atsofoka ny "a" eo anelanelan'ny vody
inona ary ?
10. xxx ( 29/05/2007 14:12)
bibilava:miam:
11. Bita ( 29/05/2007 17:18)
Hahatsiarovako ilay fifaninana hazakazaka tany Toliary ity: Nisy 2 lahy nifaninana nihazakazaka tany Toliara ary ny anaran'izy 2 lahy taka sy Taka be. Vazaha anefa no nampifaninana azy ireo ary dia tsy maintsy manolotra ezy ireo izy: kay hoy izy hoe: Voilà Taka, et ou est il Taka be? a il vient de la Taka be et voila Taka be. Tehaka mafy tsy nisy ohatr'izany no azony ary dia faly izy Oh lalalala tena korazy izy ary dia mbola naverin'indray ny fanolorana Voilà......, et voilà -----be:P:P:P:Pdesolé
12. pimaso ( 30/05/2007 08:27)
voady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1589