Mahatsiaro mijaly eo aminy fitiavana!
1. xxx
(
26/05/2007 17:43)
Salama daholo ranamana a!mialatsiny betsaka aho raha soamary mba hitady hevitra aminareo e!ka miangavy mbva homeo hevitra fa tena sahirana e!izao ary ilay olana!
Efa nanambady aho teo aloha fa efa nisaraka satria tsy nifanaraka izahay sy io vadiko io ary efa niteraka roa miandahy izahay!Tena tiko tokoa ireo vady amanjanako ireo saing ny vadiko no tsy mety nahitsy teo aminy fiainanay ka raha hitohizako hoa ity dia tsy misy zavatra mba hitsinjovako ny hoavi'ireto zanako ireo aho any aorina fa tsy maintsy niafara tamin'izay fisarahana izay!Niraka tamina tovovavy iray aho ary nafeniko azy io fisinjanako io teo aloha saingy taty aorina dia nilazaiko azy izany !tena tia ahy tokoa ilay vhv teo aloha raha ny fijeriko azy saingy refa fantany fa manajanaka aho dia lasa ilany gidragidra lava aho!zah nefa tena tia azy ihany koa ary vonona haka azy aminy tokatranoko mitsy raha toa ka sitrany izany!miady lava izahay ary mila ho leo vhv aho noho izany ka mba toproy hevitra retsy fa mila ho rendrika aho a!izay fa misaotra betsaka amino torohevitra izay omenareo e

répondu par naej le 28/06/2007 12:25
2. tess
(
26/05/2007 18:16)
ka ianao vao tafasaraka tsy ela akory mba hakàna saina kely tonga dia miaraka amin'ny vehivavy hafa indray....matoa koa mampikoratana an'ilay vahivavy vaovao ny fahafatarany ny fisian'y zanakao dia tsy dia mifanaraka ainy loatra izany, dia mitady gidragidra hisarahana aminao izy fa tsy te hisaraka direkta angamba mba tsy hakarary anao avy hatrany ny fiasarahana, refa misaraka hatreo dia
mangala saina kely sia maka souffle kely aloha e!
mahereza foana !
mangala saina kely sia maka souffle kely aloha e!
mahereza foana !
3. sitlo
(
27/05/2007 01:41)
Aza omena tsiny kosa izy fa nofitahinao (par omission). Mikotia vaovao indray dia aza afenina intsony ny marina.
Sarotra aloha fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto eh. :wink:
Sarotra aloha fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto eh. :wink:
4. tess
(
27/05/2007 07:34)
ka tsy namitaka kosa izy angamba fa niandry fotoana ny hilazàna ny zava-misy momba azy ko!
5. Jeankely
(
28/05/2007 04:54)
Rehefa tsy mahazaka ny zanakao na iza na iza dia ratsy ho anao. Soloy izy fa sao hanimba ny ho avin'ny zanakao. Ny zanaka no harena ary tsy misy ambony nohon'ny zanaka. Mitadiva koa olona efa manajanaka dia samy mifangaro ao. Tandremo fotsiny sao mivady koa ry ankizy dia tsy hay intsony ny dada sy mama ary ny rafozana sy vinanto=))=))=))
6. xxx
(
28/05/2007 15:01)
Salut daholo ndraya ary!Eny misaotra sahady amin'ireo izay nanome sosokevitra aho izay tompokevitra fa ny tena marina dia io voalazan'ilay ranamana iray io no tena marina .Amiko tsy vao hoe hikoty sipa tiko aho dia hilazaiko azy ny mobmba ahy rehetra fa niandry fotona aho ny tena marina satria tsy maintsy hilazaiko azy fona io ao aorina kely fa mba hijereko aloha ny fitiavanay ahy ary hitako fa tena tia ahy marina aloha izy teo aloha fa nony fanatany fa manajanaka aho dia hitako fa tena niova be izy!taminy fotoana nilazako taminy hoe zah manajanaka anefa dia nanaiky antsitrapo tsy noterena izy hoe afaka ny hitaiaza amimpitiavana ireo zanako ireo fa refa taty aorina izy dia mila gidragidra lava amiko ka tsy haiko ny tena heviny amin'io filany gidragidra lava amiko io!asa mba azonareo atoro hevitra ve aho;ary moa ve mbola tia ahy ve io vhv io sa tsia raha ny fandinihanareo ny resaka ary mpandray anjara ato amin'ity serasera ity mantsy izy fa mbola tsy hitany angamba ity resaka momba anay ity no tena marina!merci
7. Fiffi
(
28/05/2007 15:38)
heu....amiko aloha de tsy nisy nahadiso anao mintss ny tsy nolazanao azy hoe efa manan-janaka enao tam voalohany....
-Tsy fantatra marina zay hihafaran'le fiharahana
-Tsy hoe vao miaraka am olona iray de ho tantaraina azy avokoa ny fiainana rehetra
-Mila fotoana daholo ny zava-drehetra....rehefa tonga io fotoana io ka tsapanao fa tsara ny hilazana azy de lazaina izy....saongy kosa :
-1- Tsara koh ny hilazana azy dien'voalohan'fiarahanareo hoe enao efa nisaraka tam vadinao ary manan-janaka.....
-2- ohatran'le vhv hiany io....raha vao niaraka tam-nao izy ve de tsy mba nametraka fanontaniana hoe " sao de efa manambady enao" ? (tokony zay manko ny atao rehefa miaraka am olona voalohany)
-3-Na toundé enao no nilaza azy avy hatrany hoe zah manan-janaka 2 alohan'ny ahalasa lavitra ny fiarahanareo....
heu....raha izany no fandehany hoe lasa gidragodra lava ny am-nareo de aleo aloha manao carte sur table....
Nahafantatra couple tahak'zao zah ! de tena nivady ry zareo...kanjo inn no niseho taty aoriana ? zany foana ny ady hatao hoe "tsy zanako io" ! tena mampalahelo be !

8. Fiffi
(
28/05/2007 15:40)
zany hoe tsy nisy hadisoanao raha tsy nolazainao hatram-voalohany hoe efa manan-janaka enao .....anjaran'le vhv koh anié no mba mametraka fanontaniana am le lhl rehefa hiaraka aminy izy eh ! sa ve de andé hiarakaraka fotsiny tahak'zao tsy mahafantatra na inn na inn ?
9. Jeankely
(
29/05/2007 04:15)
Ny fiarahana na fitiavana dia mahatanty ny lesoka rehetra amin'ny iray ny iray. Tsy lesoka akory ny fananana zanaka fa amin'ny ankapobeny no lazaiko. Ny tonga lafatra dia ny anjely. Mety tsy mbola niteraka nefa manahirana ary mivadika any aoriana ka miteraka ambadika indray. Amiko tsy mitovy ny olona niteraka avy nanambady ara-dalana sy ny niterateraka tsy nanambady. Raha niterateraka tetsy sy teroa dia sarotra ny hino fa ahay hipetraka mora eo satria zatra ny mitady ny matsiro vaovao. Na izany na tsy izany raha hivady dia izay mahazaka ny zanakao ihany no tokony ho vadianao. Ny ankoatr'izay mba revirevinao sy izy fotsiny angamba.
10. sitlo
(
29/05/2007 17:19)
Tsy mandaha aho hoe tsy tokony holazaina dieny mialoha daholo ny zavatra rehetra. Fa tokony kosa ianao tsy ho gaga amin'ny valiteniny isaky ny misy zava-baovao momba anao fantany.
Raha miteny anao izy hoe tia anao. Tokony ho fantatrao fa tiany ianao hatreo amin'izay fantany rehetra momba anao.
erreur de procedure :-D, marina hoe manana ny fotoanany ny zava-drehetra fa izay eh. Ahoana no afaka itompoanao hoe tia ahy ity olona ity nefa ilay olona aza tsy mahalala ny momba anao akory.
Raha miteny anao izy hoe tia anao. Tokony ho fantatrao fa tiany ianao hatreo amin'izay fantany rehetra momba anao.
xxx:
Amiko tsy vao hoe hikoty sipa tiko aho dia hilazaiko azy ny momba ahy rehetra fa niandry fotona aho ny tena marina satria tsy maintsy hilazaiko azy fona io ao aorina kely fa mba hijereko aloha ny fitiavany.
erreur de procedure :-D, marina hoe manana ny fotoanany ny zava-drehetra fa izay eh. Ahoana no afaka itompoanao hoe tia ahy ity olona ity nefa ilay olona aza tsy mahalala ny momba anao akory.
11. Jeankely
(
30/05/2007 06:44)
Ny fitenenana hoe tia anie ka resabe ihany indraindray fa adlana ny avy dia milaza izany ho marina e. Rehefa tia ahazo zavatra ny bandy dia milaza hoe tia na hitomaniana mihintsy aza=))=))=))nefa ilay zavatra no hitomanina=))=))=))
12. xxx
(
06/06/2007 03:36)
slt!ianao manana olana ara pitiavana io mba mieritrereta tsara alohan'ny anaovana zavatra fa raha vao tsy mandinika tsara izany dia vao mainka olana indray ny ho tohiny .satria mantsy ianao raha tena ijery ny hoavin'ireo zanakao ianao dia tsy tokony ho maimaika ny hi drague sipa hafa ianao ,izany hoe ny vehivavy hiaraka aminao no olana aminao fa tsy izay olona tena tia anao sy ny zanakao ka noho izany dia mahaiza mifidy izay olona ohatran'ny voalaza etsy ambony .tsy mety ve raha ohatra ka tsy manambady intsony ianao ?satria mantsy ny mahatonga ahy manontany izanydia betsaka ireo olona tahaka anao izao ,izany hoe manambady n'efa dia rehefa any aoriana ireo zanakao no manjary mijaly indrindra²rah mifampiteraka indray ianareo di a miampi indray ny olana efa nisy taminao .marina fa ilaina ilay vady fa raha toa ka hampijaly indray tsy aleo ve sipa² fotsiny no atao raha mety koa .lava loatra ny resaka fa izay aloa e!dia courage foana e"! ny blem tsy maintsy misy :-*
13. Jeankely
(
06/06/2007 07:05)
Sady tsy manambady no tsy manao sipa sa tsy mety fa mitady foana ilay zavatra=))=))
14. Ilaka
(
11/06/2007 14:05)
Salut dol!
Izao no lazaiko maika loatra enao naiaraka t@ olo, mila mandinika aloha vao mieritreritra zavatra serieux njay. Sady mila fantatrao tsara le olo hoe mahazaka le zanakao ve! de aza mieritreritra hoe hanambady izany aloha fa sao miteraka eo indray da avy eo misaraka.:lol:

15. xxx
(
28/06/2007 05:19)
cas maro mitranga eran-tany no mahazo anao, fa ny mety aminao de tsy manambady intsony, satri misy fiantraikany betsaka eo am fiainan'ny zanakao ny reny kely, manaova sipa, de ampahafataro azy reo zaza reo, afaka miaina am zany ianao, ary betsaka ny miaina am zany,zay an! de mahereza!
16. naej
(
28/06/2007 12:25)
misy namako zay vhvy ndray izy tena mitovy mihitsy ny cas nareo fa raha tianao dia hampiresahako ianareo fa angamba mety hifampi-comprendre.:(