MOFO BAOLINA
1. ainaheri
(
26/05/2007 10:01)
Tsy haiko na efa nisy nandefa fa za mitady re7-na mofo baolina lay mipasapasaka ireny ra misy ato saotra mialou
répondu par Fiffi le 09/06/2007 10:51
2. karinah
(
26/05/2007 10:50)
hihihi, le mipasapasaka tsara ve ny tian'i ainaheri?:lol::wink:
Namana(i Ponita:wink:) teto ihany koa ny nanome anah ity ka homeko anao koa aza :
ingrédients:
farina 500g
leviora 1schet
siramamy 10 sotro lb
menaka 1 sotro lb
atody 6.
_Arotsaka ny farina + smamy + leviora
_kapohina ny atody rehetra
_afangaro @ lafarina
_arotsaka ny menaka 1sotro lb
_afangarohy tsara daholo.
mamana menaka fanendasana; rehefa mafana ny menaka dia vonoina na ahena ny afo;
raisina @ sotro ny pâte dia arotsaka mora2 anaty menaka.
Apetraho eo @ sôpalina hitsika (sopalain).
bon app' aza.:miam:8)
Namana(i Ponita:wink:) teto ihany koa ny nanome anah ity ka homeko anao koa aza :
ingrédients:
farina 500g
leviora 1schet
siramamy 10 sotro lb
menaka 1 sotro lb
atody 6.
_Arotsaka ny farina + smamy + leviora
_kapohina ny atody rehetra
_afangaro @ lafarina
_arotsaka ny menaka 1sotro lb
_afangarohy tsara daholo.
mamana menaka fanendasana; rehefa mafana ny menaka dia vonoina na ahena ny afo;
raisina @ sotro ny pâte dia arotsaka mora2 anaty menaka.
Apetraho eo @ sôpalina hitsika (sopalain).
bon app' aza.:miam:8)
3. ainaheri
(
26/05/2007 13:27)
saotra karinah fa tsy haiko fa otrany t ihinana mofo baolina zany aho tonga ataoko io refa avy eo isako ianao f'aza mataotra :lol:
5. Fiffi
(
26/05/2007 16:23)
ainaheri: ity koa misy hafa....
- lafarina: 1/2 kg
- atody: 3
- karibonetra (bicarbonate de soude,any @ farmasia):1/2 sotrokely
- levure: 1 sotrokely
- siramamy: 1 Kapoaka
- rononono :1/2 vera
miaraka:siramamy,atody,karibonetra.
Rehefa levona tsara ireo dia atapoka ny ronono.
Ampifangarona tsara ny lafarina sy levure,dia araraka tsikelikely.
Arohina tsy mijanona ka tsy azo atao miverina.
Rehefa tsy manara-tanana raha raisina dia vita.
Saromana tsara amin'ny vilia,dia avela hilona mandritra ny 4 ora fara faha-keliny.
Raisina amin'ny sotro,dia arotsaka anaty menaka tsy dia mangotra loatra.
Mazatoa homana!
- lafarina: 1/2 kg
- atody: 3
- karibonetra (bicarbonate de soude,any @ farmasia):1/2 sotrokely
- levure: 1 sotrokely
- siramamy: 1 Kapoaka
- rononono :1/2 vera
miaraka:siramamy,atody,karibonetra.
Rehefa levona tsara ireo dia atapoka ny ronono.
Ampifangarona tsara ny lafarina sy levure,dia araraka tsikelikely.
Arohina tsy mijanona ka tsy azo atao miverina.
Rehefa tsy manara-tanana raha raisina dia vita.
Saromana tsara amin'ny vilia,dia avela hilona mandritra ny 4 ora fara faha-keliny.
Raisina amin'ny sotro,dia arotsaka anaty menaka tsy dia mangotra loatra.
Mazatoa homana!
7. ainaheri
(
27/05/2007 11:14)
karinah>>efa vita ilay izy fa ao ny anjaranao fa ataoko ndray ny an'i fiffi ity sotsa Fiffi aa:-*
9. Fiffi
(
27/05/2007 16:42)
ainaheri: heu....de nanao ahoana izy tao ? nety ve ? somary nahagaga anaha hiany hoe tsy nasiana ronono ?
satria zay recette hitako rehetra sy nataoko de mila ronono... http://dinas.free.fr/recette/detail.php?id=8
http://admdijon.oldiblog.com/?page=articles&rub=21712 jereo ery ambany ery...
satria zay recette hitako rehetra sy nataoko de mila ronono... http://dinas.free.fr/recette/detail.php?id=8
http://admdijon.oldiblog.com/?page=articles&rub=21712 jereo ery ambany ery...
10. booboo
(
28/05/2007 10:26)
Ainaheri > eny tokoa hoà ? malefaka sy miparasaka tsara ny raha refa asiana ronono manko...
11. Fiffi
(
28/05/2007 15:19)
de ny recette nataoko de ity nomen'i "tisera" ity de io zah vao avy nanao anazy io mihitsy an ! :miam::miam::miam:
Mpandefa : tisera [ Valio ] 09-03-2007 19:34:32heu.....ka raha tsy nasiana ronony de lasa pate maina beeeeeee ! hummm.....de nony masaka de nasiako chocolat tao anatiny...(ny sasany)
Lohateny : Re : Mofo gasy , Ramanonaka , Menakely....
fiffi >>> merci akia dia be a! ny ahy ilay macarons sy cookies ireo izao no handramako ;tara indray ange aza zah fa efa t@ février ny dinika no nozarain'i fiffi dia izao aho vao nanokatra ilay izy é! tsy izany mantsy fa mana-namana mpanao mofogasy sy menakely aho dia efa zatra mandray vonona dia androany nahita an'ity dinika ity dia nahazo fanaovana macarons !
sakaizakely >>>ity misy re-7 mofo baolina raha hanandrana , mahavita mofo betsaka ihany aloha fa raha kelikely fotsiny no ilaina dia hahena araka izay itiavana azy ny proportion-n'ny ingrédients.
farine : 1kg , atody :7 , lait concentré : 1boite na lait entier 1/4l, beurre:100g , siramamy:200g , sucre vanillé raha tiana : 2 sachets dia levure chimique : 1 paquet.
Afangaro ny farine sy ny levure
Kapohina ny atody sy ny siramamy+ lait concentré + beurre en pommade na fondu arotsaka tsikelikely @ izay ilay farine efa nifangaro t@ levure.
Tandremo atao mafana tsara ny menaka izay niainga feu doux foana an ! jamais feu vif! dia casserole jobojobo no anendasana azy ; afaka asiana rape coco na poudre d'amande raha tiana hanana goût en plus.
12. Fiffi
(
28/05/2007 15:20)
"tisera":de tena réussi be le izy an ! io ny sary tena vao vita teo mihintsy....:miam::miam::miam::miam:
ity misy re-7 mofo baolina raha hanandrana , mahavita mofo betsaka ihany aloha fa raha kelikely fotsiny no ilaina dia hahena araka izay itiavana azy ny proportion-n'ny ingrédients.
farine : 1kg , atody :7 , lait concentré : 1boite na lait entier 1/4l, beurre:100g , siramamy:200g , sucre vanillé raha tiana : 2 sachets dia levure chimique : 1 paquet
13. ainaheri
(
30/05/2007 12:42)
Fiffi>>hmm matin'ny fiffi aho f'efa lany ilay izy vao nisaotra,nety tsara ka nipasapasaka mitriny fa ny indro kely d tsy nahita kapoaka aho namarako azy d nalefalefako tany fa mamy iany saotra eee
14. Fiffi
(
30/05/2007 16:39)
ainaheri: hihihihhi :) tsy misy olana akia an ! fa ny zavatra tiako hanontaniana an'toi fotsiny de le recette voalohany nataon'toi io ve tsy nasiana ronono fa atody fotsiny ? satria toa tsy mety mintss raha tsy hasiana ronono an ! :)
15. tisera
(
31/05/2007 05:39)
:)ary tena niara-nanao mofo bol ange izany isika roa ry fiffi é! izaho mantsy t@ alahadin'ny pentecote koa no nanao - dia mbola misy kely tavela hatao ptidez izao maraina ; saika mba halaiko sary koa fa tsy haiko ny mampiditra azy eto :-D:-D nandramako natao copier-coller fa tsy mety !handramako indray ilay asiana sokola io !
16. xxx
(
31/05/2007 06:51)
par expérience , ilay tsy misy ronono no "mipasapasaka" kokoa sady azo tehirizina tsara
17. Fiffi
(
03/06/2007 15:07)
xxx:heu....aiza zany ? nandramako io omaly fa tena lasa pate à pain ireny le izy..(presque) impossible hono io raha tsy misy ronono....Andramo kely hatao fotsiny angé hoe farine+atody+levure eh ! ohatran'fanaovana kk pigeon fa tsy mofo baolina !
par expérience , ilay tsy misy ronono no "mipasapasaka" kokoa sady azo tehirizina tsara
18. tisera
(
03/06/2007 16:13)
xxx a! azo tehirizina tsara ange io re-7 misy ronono io é! izaho rehefa manao dia herinandro taritina eny ihany :satria tsy lany indray mihinana !
19. Fiffi
(
05/06/2007 19:31)
ié ! hatram-zao mbola manana zah ary nohaniko ta maraina fa tena tsy nisy fohovana mintss ! nafanaina kely anaty micro-onde de :miam::miam::miam:
20. lapino
(
08/06/2007 10:14)
booboo:Rehefa ahena ny atody k
Ainaheri > eny tokoa hoà ? malefaka sy miparasaka tsara ny raha refa asiana ronono manko...