glire acide et epais

1. xxx ( 25/05/2007 09:44)
slt doly inona aky zany glaire epais na acide zany de mety miterka ihany ve
répondu par sakaizakely le 29/05/2007 16:38
2. Imahaka ( 25/05/2007 12:56)
3. xxx ( 25/05/2007 13:29)
xxx

:-D
4. tamberina ( 25/05/2007 13:51)
glaires io fa diso tsipelina !fa insuffisances ovariennes zany ny tian'i xxx anontaniana?raha misy an'io dia tokony mijery mpitsabo fa tsy mampiteraka io!
5. booboo ( 25/05/2007 17:19)
tamberina >euh...raha glaire acide mety mamoaka ovule no mi- red red ihany isam-bolana kouh ! nefa ny insuffisances ovariennes tô tsisy red red ...non ?

xxx > rehefa glaire acide dia vonoiny ny zozos kely aby aby dia tsy possible hisy fécondations araka zay...

6. tamberina ( 26/05/2007 08:04)
dia tsy aiko loatra re fa eritreritra ny ahy!toa betsaka ny viavy manana bleme @ fiterahana ka asa na avy @ loto koa anie e! ny qualitén'ny rano isasana oh.aona ny hevitry ny doc eto @ serasera?
7. booboo ( 26/05/2007 16:07)
Tamberina > raha glaire acide zany tsy avy @ qlté-ny rano isasana mihitsy (maloto)....
8. azzaro ( 29/05/2007 11:06)
Misàsà @ rano misy carbonetra dia lasa basique ny glaire. Efficace io.
9. sakaizakely ( 29/05/2007 16:38)
tsy aleo ve manatona dokotera dia izy no manazava sady manome torohevitra, toy izay mihainohaino etsy sy eroa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3278