billet mahaleo 2 Jiona amidy fa tsy afaka hijery
1. dezaka
(
22/05/2007 22:35)
Manao ahoana daholo e! Manana billets 2 amidy za @ ilay Mahaleo @ 2 Jiona fa tena tsy afaka tampoka. Manorata amin'ny misitery@yahoo.com raha mety.
2. Fiffi
(
23/05/2007 20:40)
de ahoana zao no ataonao am-io ? raha zah enao de omena olona ...namanao de eny an-toerana no asaina hamidiny raha tsy misy mamaly eto.....
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0846