sipa saropiaro!

1. fanaina ( 21/05/2007 21:21)
misy any ilay sipa hoa mampite:evil:=((:evil:, raha azoko natao ny nikasitanana azy mety vitako!!

tena tsy lasa mihintsy ilay fisarotampiaro raha aminko manokana!!

ka ahoana no fahitanareo azy? sa saropiaro koa ianao¿?!!

raha ny sipako no saropiaro laotra, dia aleoko tsy manana.:oops:
répondu par cute le 24/06/2007 00:06
2. Fiffi ( 21/05/2007 22:16)
humm.....hay io le mahatezitra an'i fanaina ?
3. ikaretsaka ( 21/05/2007 23:31)
fanaina> sao azy taloha kosa no nalainao tsy ankiteny!? na nifindra nankany aminao ?

fa misy tokoa io saropiaro io rehefa tafahoatra dia mivadika ho aretina mihitsy
4. karinah ( 21/05/2007 23:39)
fanaina:

misy any ilay sipa hoa mampite:evil:=((:evil:, raha azoko natao ny nikasitanana azy mety vitako!!

tena tsy lasa mihintsy ilay fisarotampiaro raha aminko manokana!!

ka ahoana no fahitanareo azy? sa saropiaro koa ianao¿?!!

raha ny sipako no saropiaro laotra, dia aleoko tsy manana.:oops:
fanaina; aiza mivaky loha be @ izany akia njy ah, fa fomban-jvt dol izany :P:wink:, dia aza miadiady @ resaka hoatr'izany! :oops::P
:-*
ny fasarota-piaro samy manana ny fandraisany azy aloh io, hoe tia izany matoa saro-piaro ny oul anankiray misy mandray zvt hafa koa..; fa ilay fanontanian-njy farany indray aloha dia zaho koa tsy mahazaka io toetra io eh :lol::oops: , mandreraka ahy ny olon-tiko raha diso saro-piaro be loatra :oops:(zah tia mihaina am-pahalalahana mantsy:°), ka ny solution tokony hataon-njy dia ny firesahina @ ilay oul :D




5. diamondra27 ( 22/05/2007 05:51)
ny ahy ndray tiako raha saropiaro amiko ka! fa raha tsy ahoana tsy ahoana dia tsy mety

bandy tsy mvaky loha aminao izany, hummm mampieritreritra an!

sipa vhv ve aloha le lazain'i fanaina sa sipa sipa lhl e! tsy azoko le resaka

raha mikitikitika ny ahy kosa aloha de ataoko mahamay e!za saropiaro beeeeee!:-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 22/05/2007 05:54)
vazivazy zany fa sao de we tena izy io eo an
fa ny ahy indray ny tena izy dia za saropiaro fa misy raison fa tsy ireny mi-scène be @ public ireny.
sahana moramora ilay olona fa tsy eny imason'olona
Misy koa manko le sipa vhv mihintsy no tena mi-allumer ny bandy
7. xxx ( 22/05/2007 08:12)
diamondra27:

ny ahy ndray tiako raha saropiaro amiko ka! fa raha tsy ahoana tsy ahoana dia tsy mety

bandy tsy mvaky loha aminao izany, hummm mampieritreritra an!

sipa vhv ve aloha le lazain'i fanaina sa sipa sipa lhl e! tsy azoko le resaka

raha mikitikitika ny ahy kosa aloha de ataoko mahamay e!za saropiaro beeeeee!:-D:-D:-D
aza manondro vohana mamangory a :!:
ny fahasarota-piaro samy manana fa tsy Atao tafahoatra, ary nakaiza rabdada no toa 8O8O8O


8. xxx ( 22/05/2007 08:14)
diamondra27:

vazivazy zany fa sao de we tena izy io eo an
fa ny ahy indray ny tena izy dia za saropiaro fa misy raison fa tsy ireny mi-scène be @ public ireny.
sahana moramora ilay olona fa tsy eny imason'olona
Misy koa manko le sipa vhv mihintsy no tena mi-allumer ny bandy

ohatranao io mihintsy raha ny fijeriko azy :-D:-D:-D:-D:-D:-D


9. fanaina ( 22/05/2007 09:15)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-05-2007 07:51:42
Lohateny : Re : sipa saropiaro!
ny ahy ndray tiako raha saropiaro amiko ka! fa raha tsy ahoana tsy ahoana dia tsy mety
eny eh, tsara raha saropiaro fa tsy hatao mihaona laotra!! ary raha tena tia anao izy tokony hatoky izay lazainao raha toa ka ny zava marina no ambaranao azy.
10. fanaina ( 22/05/2007 09:19)
diams vhv no lazaiko anio!! leo be aho fa lasa tsy mahazo miresaka ny akama hintsony izany, sady ny tiany ry zareo anie dia hoe tsy miresaka mihintsy hono hoe, dia kirizy aho fa fiarahanay madio hatr@ izay ve dia ho simbainy @izao!!!

ary ny tena maha tezitra ahy dia tahaka ny sipany akamako rehetra mihintsy no manao anio tohetra io,de safe izany tsy ananana namana hintsony aho!!:oops:
11. Vahinala ( 22/05/2007 10:10)
Za ry reto mba saropiaro fa le bandy no tena gravy an, tena hoe na zavatra kely aza d mahasarotiny azy nefa za tsy mieritreritra zavatra hafa akory.
12. Aino ( 22/05/2007 11:01)
Vahinala ka izay anie no blem azy io hoe, ianao tsy mieritreritra zavatra hafa ankory!!
13. princesseN ( 22/05/2007 13:14)
zao alo e!ny tiana ono no maha saropiaro fa tsy ny tsy iana akory zay de lazaiko anareo!sarotra no mandainga alo fa za saropiaro ,fa...mba misy fetrany iany fa tsy trop be akory!
fa zany oe mamp-te hamono mintsy alo reny olona diso saro-piaro reny e!:-D:-D
14. Aino ( 22/05/2007 13:43)
sa izaho tsy saropiaro iznay angamba no maha tonga ahy tsy manaiky any ilay saropiaro. ny ahy tsoriko fotsony hoe efa ianao no tiako dia efa ampy ahy izay, ka raha tsy manaiky any iny fa mbola mihaotra ny tsipika izya nomeko hoe tsy laina saropiaro izany dia tezitra aho, satsia tsy matoky ny teniko izany izy, ka raha tsy misy ny fifampitokisana dia tsy mande iznay ny raharaha.:°)
15. sympa ( 22/05/2007 20:55)
Raha ny tena izy izany de tsy saropiaro no sady saropiaro zany i Aino :?: 8-):-D
16. salmo1 ( 22/05/2007 22:33)
dia ahoana izany lay fandefasana hafatra manokana ho any ilay olona:?::-D:-D

aza mapme ranga.

fantatro daholo anie ny mande any e!:D
17. fanaina ( 23/05/2007 11:03)
sympa inn no hasaropiaro aloha!! hihihi lol:°) ny hasorotana moa ve tsy hisy @olona iray ihany fa asiana lanjany!!


inn hono no resahany salmo1 fa tsy azoko!!8-)8O
18. xxx ( 23/05/2007 11:06)
hummm! efa hita fa mejeur i fanaina milalao fitiavana, ekspériansa daholo izany retsy a!:wink:
19. ikaretsaka ( 24/05/2007 00:04)
inn hono no resahany salmo1 fa tsy azoko!!


hozizy salmo1 hoe mivadika hono ny atidohany fa asio ny daka izy hampiverina azy!
20. sympa ( 24/05/2007 01:18)
ika -> :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4632