fiaraha-monina @ vhv sasany
1. salmo1
(
21/05/2007 21:16)
Serasera azo hatao oe: tananany mpiara-monina, ho any izay miteny gasy rehetra angamba... (natokana ho any malagasy manerantany).
Misy isika ato dia ti hivelona amzany teny gasy ary tsy ti hanadino teny gasy mahintsy de laozantsika mivezivezy ato. Na dia mibôsy sy mikandra aza ny sasany. Satria ny fiteny anakiray dia cultura anakiray... zarantsika aza miteny malagasy daholo na dia tsy hampiasaintsika aza any @ tokatrano isakarazany.
Misy olana maha namana ahy ato, tena tsy arako... izaho gaga fotsiny. Inona no antony?
Izaho ôtrany lasa eo ampovoany, tiako hiaraka tsara knefa ny gasy, na vavy na lahy...
Manahirana fa lasa ôtrany fiavonavonana no hataony sasany.
Tsy fantany akoury.. fa tsy misy terrain hilalaovako baolina eto @ sera2, tsy misy latabatra hinanako sakafo, tsy misy rano hosotroiko. Tsy misy hataoko eto afa tsy ny mihaino mozika sy manoratsoratra. Ianareo angamba raha mbola tany Mscar dia hainareo tsara ny manovanova radio rehefa tsy misy vazo tinareo na programa TV.
Izaho mahita ny hatsarany sasany, de ny sasany mahita ny hatsarany sasany de mihevitra anazy manokana fa tokony izy no voalohany de miteraka fahasarontapiaro @ sasany... eto no tena hahitana probleme.
Izaho izy ity lasa fiavonavonana tanteraka angamba. Hanarina ny sasany vao maika rangitra, tsy izy hono no olana amzany, sady tsy rarahiny kou zay teneniny sasany azy manokana.
Zah tsy mahateny intsony fa lay anakiray aza tao efa lasa tsy miteny tsy mivolana fa mandalo fotsiny de lasa...:D
Misy joba miseo milay sy miseo mahay ato ah, hihi. Tsy mety mahintsy ra tsy rangitina kely fôna lay anakiray.
Haleo hilamina fa aza dia mifanakorotana.

répondu par mignone le 26/05/2007 12:39
2. fanaina
(
21/05/2007 21:34)
Misy olana maha namana ahy ato, tena tsy arako... izaho gaga fotsiny. Inona no antony?:D:°):-P izay ilay fiainana ry ise ah!
Izaho ôtrany lasa eo ampovoany, tiako hiaraka tsara knefa ny gasy, na vavy na lahy...
Manahirana fa lasa ôtrany fiavonavonana no hataony sasany.
3. fanaina
(
21/05/2007 21:44)
Izaho izy ity lasa fiavonavonana tanteraka angamba. Hanarina ny sasany vao maika rangitra, tsy izy hono no olana amzany, sady tsy rarahiny kou zay teneniny sasany azy manokana.afa ry ise ny taloha sy ny @izao fotoana izao hoa!! fatatro dia fatatro fa misy idirako ity dinika ity ka tonga dia apahibemaso no hilazako anao any izao!!!
Zah tsy mahateny intsony fa lay anakiray aza tao efa lasa tsy miteny tsy mivolana fa mandalo fotsiny de lasa...
Misy joba miseo milay sy miseo mahay ato ah, hihi. Tsy mety mahintsy ra tsy rangitina kely fôna lay anakiray.
raha izaho manokana dia tsy, pandrangitra velively,tsy mialona @izay eto koa aho, inn no hialonako azy! rehefa manana ny fiainako manokana aho dia ampy ahy izany!!! ary izaho tsy miseho mahay mihintsy sanatsia fa ny faha zarako hatraminy izay no nataoko.
nareo koa anie mahita any ilay olona hoe trotra dia manararaotra nefa rehefa hitezerana tsy matanty!! dia aza ahilika hintsony fa miankina aminko io dinika io, ka izaho tsy nandrangitra azy mihintsy na dia kely aza na dia indray mande koa aza, fa izy izano hoe efa tsy hay ko.....
ny ataony mihintsy no tsy gentille fa tsy izaho ankory.
6. karinah
(
21/05/2007 23:21)
fanaina > fa manin kosa hono njy ny manao izay mahatezitra ny sasany ,:wink:; sao dia mila hovaina ny fahazara-njy fa tsy mety izany raha toa ka tena marina :roll::P:wink:
7. Papoose
(
22/05/2007 02:02)
salmo a, zay no ilainy atao hoe fandinihan-tena.Miataha kely na manana na mahafoiza fotoana manokana handinihina ny zvt vita lasa taloha na ny andro androany ohatra dia mieritreritra hoe inona no tsy nety natao, na teny, na fihetsika, sns.
Raha mahatsapa enao fa anaovan'ny olona remark dia misy antony zay, indrindra fa olona maro dia tena misy dikany.
Dia hvt ray koa, aza eritreretina foana hoe ny olona no mahatonga ny olana fa ny tenanao aloha jerena voalohany satria tsy fantatra na mety noho ianao ihany le izy.
Raha mahavita mandinika tena tsikelikely enao dia afaka manova ny tenanao raha hitanao fa misy tsy misy araka ny teny verimberina ataon'ny olona; @zay koa hitanao hoe mety tsy ho ianao le fototry le olana fa tena le olona hafa.
Farany, aza dia raisina ampo daholo ko zay tenenin'ny olona rehetra fa mba ampisainana aloha voalohany indrindra fa sao de mahatafavoaka fiteny na fihetsika mandratra olona ka vao maika ankahalany anao!
Sady @zay ne fantatrao tsara ny tenanao e!dia mba ahafahanao manatsara ny fiarahanao miaina @olona na tena real na eto @ serasera na aiza na aiza!
Enao ihany no afaka manova ny tenanao fa raha hiandry olona dia sarotra,izany no midika fa mila fahatsapantena e na dia tsy ho voatery hoe matotra b sahala @inona aza!
Tsisy fakana andaniny io na ankilany fa mahita ny dinikao zah dia mbo nandray anjara!
Peace out!:wink:

8. diamondra27
(
22/05/2007 06:11)
:-D:-D:-D
de firy sy firy leisy ny baolina zao a!
tena marina aloha zany ry salmo fa nenh koa zany de we aeto no tena azo iresahana teny gasy tsy misy resaka ompa de mba mafinaritra ahy.
De za koa manao tahaka anao io refa te-hi defoule kely de lazaiko doly ze tiako tenenina fa ze tsy faly de tsy faly
tsy fantatra ny but-ny olona hafa na zany mandrangitra zany na ahoana fa aza manaiky lembenana eo @ fiainana , dia mba anaro foana le olona na kely na lehibe rehefa tsy mety ny ataony e!(za koa teneno refa tsy mety ny ataoko)
de misaotra anao nandefa ity dinika ity
:-*:-*

10. fanaina
(
22/05/2007 09:22)
Mpandefa : karinah [ Valio ] 22-05-2007 01:21:26tsy izaho indray hono ilay izy fa olona hafa!! fa raha ny tohetrako aloha tsy hovaiko izay fa samy manao any izay maha faly ny fony io.
Lohateny : Re : fiaraha-monina @ vhv sasany
fanaina > fa manin kosa hono njy ny manao izay mahatezitra ny sasany ,; sao dia mila hovaina ny fahazara-njy fa tsy mety izany raha toa ka tena marina
tsy olona iray hono fa misy misy dia izaho anisany ka ny ahy tonga dia atsipiko eto ny valiny ny tena marina!!
11. fanaina
(
22/05/2007 09:29)
diams i salmo anky no tsy mazaka fa raha ny fazahoako ny resany dia mba mamazivazy ny namana hoe bogosy izy sns, iaraha mahalala fa maro @isika eto ny be vazivazy. ka nisy tsy nazaka any ilay vazivazy natao ny namana azy hireny ka lasa i salmo indray no sarotiny, nefa teo aloha tsy nisy mihintsy ny blem na dia misy mananiany azy firy aza!!!
13. naughtyboy
(
22/05/2007 20:22)
o ry lety ry salmo ela miteny oe anarina ny sasany vao maika rangitra ..:-Dsegura que hay lo digo es solo para los otros?ahoana ny @ la miteny io?..:°)
14. xxx
(
22/05/2007 21:04)
naughtyboy:
o ry lety ry salmo ela miteny oe anarina ny sasany vao maika rangitra ..:-Dsegura que hay lo digo es solo para los otros?ahoana ny @ la miteny io?..:°)
tsy dia misy dikany ny lazainao fa aza miteniteny foana
16. xxx
(
22/05/2007 22:01)
salmo petsara velatsihy izy ihany no manao xxx de manaratsy a'ni naughtyboy dia mody manoratra an'io rehefa salmo tssssssss:evil:
17. salmo1
(
22/05/2007 22:19)
xxx:
tsy dia misy dikany ny lazainao fa aza miteniteny foana
avy eo
xxx:
salmo petsara velatsihy izy ihany no manao xxx de manaratsy a'ni naughtyboy dia mody manoratra an'io rehefa salmo tssssssss:evil:
izaho kalouny tsy nanaratsy any naughtyboy, de izay no marina. Asa, inn lôtra no mahazo any xxx?
19. naughtyboy
(
25/05/2007 16:25)
salmo :lol: betsaka ny zv tsy azo ny oul eo @ fifandraisana fa mety ny nolazaiko no tsy nazava tsara salmo kalo kofa milay ny miresaka aminy na izany aza fa tsy otrany tony xxx tony tsy sahy miseho masoandro:roll:refa miteny