raha nakarin'ny vintana
1. tslem
(
20/05/2007 07:06)
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay mahay, tsy haiko izay mihira azy fa misy oe:
raha nakarin'ny vintana ianao
mba lanjalanjao ny fitondra ny havana......

répondu par tslem le 04/06/2007 06:24
2. Fiffi
(
20/05/2007 16:02)
sao de le hoe:
Ny nakarin'ny voatendrin'ny vintana o !
Tsy handositra anao fa andraso.......?:-*:-*:-*:-*

3. tslem
(
21/05/2007 07:20)
an,an,an, io mitsy kah, ôtran misy an zao koa lé izy ra ts diso ah:
ny mihary tsy ambinina
no aoka ho tsimbinina....
misôtra fôna fôna:wink:
ny mihary tsy ambinina
no aoka ho tsimbinina....
misôtra fôna fôna:wink:
4. hertix
(
26/05/2007 15:09)
Ny fahalalako an'io hira io aloha dia an'i Naly Rakotofiringa ary Ossy sy Jeanne Naly no mihira azy. Ny feony tadidiko tsara fa ny tonony tsy mety miverina!! Rehefa tadidiko ka mbola tsy nisy nandefa ato dia adikako ato!
5. Fiffi
(
26/05/2007 16:34)
sao de le hoe: azafady ry sakelidalana ô
.....tambazako vola enao :roll:
.....tambazako vola enao :roll:
6. tslem
(
29/05/2007 08:44)
d misôtra deny mialoha anao heritix:wink:
enga ané mbô ho tadidinao lé izy
fiffi >>>:-D:-D:-D
enga ané mbô ho tadidinao lé izy
fiffi >>>:-D:-D:-D
7. Mitah
(
30/05/2007 22:43)
Raha nakarin'ny vintana ianao mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana, ny havan-tsy manana,
Fomba tokony avela, izay nanjaka hatry ny ela,
Hoe tsy havako izy , tsy havako akory fa havana ory...
Miala tsiny fa hadinoko tampoka. Aleo ho avy ny vadiko dia averiko eto raha vao tadidiko na tadidiny.
Io voalazan'i Hertix io no tena marina fa nanoratra sy nihira io hira io.
Mitah

8. tslem
(
02/06/2007 10:57)
Mitah:

Misaotra betsaka, d mbola miandry ny tohiny e :wink:
9. Mitah
(
03/06/2007 04:14)
Averiko indray mandeha fa toa tsy lasa.
Raha nakarin'ny vintana ianao; mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana; ny hava-tsy manana,
Fomba tokony havela; izay nahazatra hatry ny ela,
Hoe tsy fantatro izy fa ory; tsy havako akory,
Ny nihary tsy ambinina; no aoka ho tsimbinina,
Rovi-damba ririna; tsy fidiny tsinona,
Aza hodianao tsy hita; ny manodidina anao,
Misy adidy tsy vita; ho neninao.
Miverina indroa avy ny tonony raha tsy diso aho dia vita.mazotoa ary mihira o!

10. Fiffi
(
03/06/2007 07:47)
Mitah , tselm: hay ve zany le hira eh ? tena tsy tao indray zah zany an !